sipa tsisy mikoty firy nef ts rats tarehy no sady ts maditra

1. xxx ( 28/07/2009 13:49)
Za de vevav 23ans : tsy jejo be ah fa simple ary ny fomba fiainako de tsotra! Somary saro-kenatra ah ary heverin’ny sasany fa miavona ah noho izany.Za de ts tsara tarehy be nefa hatram zao ny zavatra tsapako de tsy vitsy ny olona na vavy na lahy no miteny amiko hoe « manja aki ndry ii » satria za somary malandilandy hoditra zay.
In-2 ah no nanao sipa saingy reo de bandy efa miaraka am sipany doly iany vô miaraka amiko.Le voaloan Y de efa niaraka1semaine za sy izy vô nitsotra izy hoe efa manana sipa! refa afaka 5 volana ny niarahanay de niaps za satria hi deverge ana no tena tiny hatao sady izy kou efa miaraka amin’olona! De nefa Y tiko be de nitady bandy hafa ah hiarahana mba hahafahako manadino anazy : de le faharoa Z, mbola miaraka zahay am zao na dia efa fantatro aza fa efa manana sipa kou izy ; ary ny fiarahanay da azo lazaina hoe zara rah miaraka sady ny fitiavany ana hitako hoe eo eo iany fa tsy be.Za nefa na de miaraka aminy aza de tsy mieritreritra ny hanimba ny fiarahan’izy sy ny sipany.
Ny blemako ????
1-Za refa avy niaraka tam Y de te hiaraka amin’olona za satria tsy vitako ny manadino anazy am zao fontsiny : de mila miaraka am bandy ah !
2-Ny blem anefa de le besoin eo fa ny occasion ahafahako mba hi satisfaire an le izy tsisy : tsisy bandy mikoty firy ah ! nefa za ts hoe rats be ts hoe kou maditra ! fantatro fa ts ny bika loatra ny manintona ny bandy fa ny toetra koa. Raha ataoko ny statistiques kely de tao anatiny 2 taona zay de ts nisy afa-tsy 4 ny bandy mikoty ana d’une manière sérieuse ! fa le manadala sy mihanihany ts asiako sira fa fitia kilalao ka tsy maha liana ah : anisan zany le manao sit sit eny an-dalana sy ao an-tanana !
Inona no tokony hataoko mba hahitako bandy mikoty ana fa za zany sady te hiala am Z nefa te hiaraka amin’olona ! de tsy miala ah satria tsy misy pneu de secours hifindrako tsinona.
Misaotra mialoha an’izay retra manome hevitra sy mandray anjara am ty lohahevitra ty.Na cririques de aleofaso doly fa fantatro fa le za miaraka am Z de ts mety satria efa sipan’olona izy.

novalian'i shafira ny 13/09/2020 10:24
2. sakaizakely ( 28/07/2009 14:13)
mila manao madiditra kely zany fa mety zay kounkou no mampatahotra andry zalah :-P
3. simplex ( 28/07/2009 14:14)

angamba tsisy fika manokana hoe rehefa izao dia misy mikoty fa ra tsy izany dia tsisy ee. Enfin, tsy haiko aloha ee, nena refa manintona dia ampiresahako...
ny regle de base fotsiny no hoe tokony tsy miavonavona. Zany hoe ra saro-kenatra enao dia mba reseo kely izay ee. Mba valio ny resaka refa misy miresaka fa ra vao manokatra vava fotsiny enao dia efa mahita tenenina foana le mpampiresaka...

sinon, rehefa hainao ny mampiseho ny bikanao na hoe tsy manja be aza dia manitona foana izany. Ny fomba fitafy ny tiako tenenina...
Ny attitude koa tokony mba cool. Ny zavatra lazaina ny tiako tenenina. Misy an'le sipa diso nianatra be ireny manko tsy mba mety mitsiky sy mihomehy mintsy...
dia aza eriteretina hoe frimeur sy dragueur doly ny bandy eee. Mba misokafa miresaka @ ol....

;-)
4. sakaizakely ( 28/07/2009 14:21)
Mba misokafa miresaka @ ol....


n'inn no sokafana kay ?
5. ari.malala ( 28/07/2009 14:39)
petite sakaiza :-D :-D :-D
6. ni81 ( 28/07/2009 14:43)
:^) :lol: :lol:
7. xxx ( 28/07/2009 15:01)
Sao dia i xxx efa fantatry ny olona hoe miaraka amin'i Z no mahatonga izany ? Mety tena tsy maditra tokoa ianao, fa ny olona ety ivelany tsy mahafantatra izay mangidy ao anatinao ao ka ilanao miaraka amin'i Z.

Raha misy olona matotra te hikaoty anao dia mety lasa ilay vehivavy miaraka amin'ny lehilahy efa manana ny tiany no hitany aminao. Dia mihemotra ho azy izy. Ny olona tsy matotra indray mety vao maika mikaoty, heveriny fa maditra na tsy matotra koa.

Ny fanafodiny ? Amiko dia tsara ny misaraka amin'i Z, sady i xxx efa mahatsapa fa tsy dia tena tiany rahateo. Raha mijanona eo anie i xxx, ka indray andro any i Z indray no hisaraka aminao dia vao maika koa hangidy e. Fa miala dieny izao, na dia tsy misy olona miaraka aza. Aza miezaka manadino fa aleo ho hadino ho azy any. Fa aza mipetrapetraka fotsiny fa manaova busy tsara.
8. tess ( 28/07/2009 15:02)
xxx: refa diso hendry lotra kou de atahoran'ny bandy :-P
na tsara toy inona aza ka coincé de tsary manaitra :-D marin"io an
expérience vecu
9. simplex ( 28/07/2009 15:05)

petite sakaiza,
ze azo sokafana rehetra 8)8)

tsy "fermEe" sy manao stereotype re no tiako tenenina a.
hoe ra mamonjy fety ohatra dia mamonjy mitsitokatokana mitsoaka olona... ra tsy fety indray fa andavan'andro, ra vao misy olona miresaka aminao dia eritreretina be hoe mpanadala vevavy ity ol ity, prejuge no tiako tenenina...

:arrow: Tsy tokony matahotra miresaka @ olona ary tsy manao prejuge be loatra

;-)
10. tess ( 28/07/2009 15:32)
simplex:


angamba tsisy fika manokana hoe rehefa izao dia misy mikoty fa ra tsy izany dia tsisy ee. Enfin, tsy haiko aloha ee, nena refa manintona dia ampiresahako...
ny regle de base fotsiny no hoe tokony tsy miavonavona. Zany hoe ra saro-kenatra enao dia mba reseo kely izay ee. Mba valio ny resaka refa misy miresaka fa ra vao manokatra vava fotsiny enao dia efa mahita tenenina foana le mpampiresaka..
.
iZAY mintsy hain'i simp tsara ny fandehany...... zà sady sarokenatra no tsy mamaly resaka refa mis mampiresaka de avy eo vao manenina raha mba am lay tinao lay bandy.....HENDRY be loatra de miseo ny tsy mamaly mitsy, fa nanjary toa an'io xxx io mintsy ny cas nitranga:-p

sinon, rehefa hainao ny mampiseho ny bikanao na hoe tsy manja be aza dia manitona foana izany. Ny fomba fitafy ny tiako tenenina...
Ny attitude koa tokony mba cool. Ny zavatra lazaina ny tiako tenenina. Misy an'le sipa diso nianatra be ireny manko tsy mba mety mitsiky sy mihomehy mintsy...

hahahaha tena hain'i simp tenjery mitsy lay toetra...Z0 TALOU MAMALY boraingina no te haatao hoe sarotra ampiresahina de anefa manao hoe takizay ihany, fa zà kosa alou jejo tam mbola kely fa miseo hoe virjiny virjiny hatrany de mitsoka ny bandyhihih


;-)

[/quote]


11. ikaretsaka ( 28/07/2009 15:52)
ary ra simp gravy an :-P
12. ajhha ( 28/07/2009 20:31)
Ny tena marina dia aleo tsy miaraka amin\'ny olona izay efa hitanao fa misy olona miaraka aminy satria simba amin\'izany fotsiny ny image-nao, ny anjaranao tsy maintsy tonga eo, ary ilay henatra aloha somary hanesory kely e, satria izaho lehilahy fa raha vao mahita tovovavy aho na tiako aza nefa tsy mba mijery ahy ankory dia tsy miresaka aminy avy hatrany aho. Tsarovy fa raha misy mba olona tinao dia zoanao tsara mihitsy ny mampahafantra azy fa tinao izy, amin\'ny maha vehivavy anao dia mety sarotra aminao ny hiteny mivantana fa saingy tena ilaina mihitsy ny maneho amin\'izany amin\'ny hendrika hafa, mety hoe tsiky kely indraindray, mety hoe topimaso kely maharitraritra dia mety hanova zavatra betsaka. Izay fa bonne chance e
13. simplex ( 28/07/2009 20:39)

tess,
tsy dia izany loatra fa refa babo ny fo dia miboredika sy tsy mahita ho tenina ee... fitiavana doly izany :)

ika,
tsy izany fa adinony le ohabolan'ny ntaolo manao hoe:
vody ... aza manan-tandrify :roll:
(fenoy ny banga) :@

;-)
14. navigo ( 29/07/2009 05:46)
sao d sipa coincé kosa aza enao, mila midecoince kely zany d manao cool tsara :(
15. navigo ( 29/07/2009 05:46)
sao d sipa coincé kosa aza enao, mila midecoince kely zany d manao cool tsara :(
16. xxx ( 29/07/2009 06:16)
1-Otran aona zany sipa coincé zany kay !!! Za alou ts miavona e! sa serieux be ngamba ny endriko! ts miavona ary mba mitsikitsika iany refa tonga ny ftn tokony hitsikina na am mpiara-monina zany! na am namana! Ary mamaly ny salut n bandy iany ah refa mifanena am zalah ao antanana.

2-Za alou refa miaraka am Z miafina e! ary mino ah fa ny bandy ao an-tananay ts mbola copy hoe za de miaraka am bandy efa manana sipa! Refa mirava am hariva iny mateteika zay sy Z no miaona, sady izy ts ao akaikinay no mipetraka: fa ndraindray izy no manatitra ana am vam any aminay de asaiko anjanony any am lavidavitry ny tanana ah sao..........!!!

3-Fantatr'i Z tsara ny blemako! satria za sy izy de mpinamana be talou ary voatantarako anazy doly ny olako: za tam zay tsy nanam-po mits hoe hiaraka otr zao zahay! De niaraka zay: ary rah tena dinihiko de na de misy fitiavana aana kely iany aza ao aminy (Z) de sur ah fa miaraka amiko izy satria hitany ah fa mampalahelo! Fa ny zavatra tsapako de ity: tam voaloan de tia be ana i Z: tena nahatsiaro sambatra ah hoe misy olona mitia ana otr zay! kay refa voatsapany ka hitany fa tena vierge marina (porofo mitohoka am tenda) de nihena le fitiavana :( ! ts te hanimba ahy hono izy e! manahirana hono e! mbola ho avy hono ny anjarako e! tena nitomany be ah tam zay!

4-Misy bandy zao ao antananay (A) te hikoty ana nefa ts sahy mits! de tantaraiko an'i Z fona tam zay mbola mpinamana! eny fa na hatram zao zay miaraka zao aza! fa le bandy ts sahy mits nefa za mba mamaly iany refa harabainy! de manontany fona i Z hoe : aona iany i A e! ngah mbola ts nikozy iany! aza miavona fa mitsikitsikia aminy! ovina nareo nihaona farany!

5-Tena te hanao sipa ah marina! ts mety am saiko le hoe hiaraka am sipan'olona nefa de nataoko iany satria tena mila mitia olona a! j'ai besoin d'etre avec qqn! ny fotona mandroso iany! rah zao no mitohy de ho antitra eto iany ah marina.
17. ari.malala ( 29/07/2009 09:02)
xxx:
5-Tena te hanao sipa ah marina! ts mety am saiko le hoe hiaraka am sipan'olona nefa de nataoko iany satria tena mila mitia olona a! j'ai besoin d'etre avec qqn! ny fotona mandroso iany! rah zao no mitohy de ho antitra eto iany ah marina.


xxx a, aza miazakazaka loatra afaran'ny fitiavana sao potraka! (ne cours pas trop après l'amour) Efa tsara b aloha ilay tsy miavona, fa ataovy izay ifaneraserana @ olona maro: ohatra, miditra fikambanan'ny tanora ao am-piangonana, chorale, manaova activités, mandeha any @ bibliothèque mamaky boky... Manaraka izany, aza miaraka @ sipan'olona izany akia a! indry v d hanaiky atao 2è place lava izao? Misaora indry an'io Z io fa olona tsara izy, fa raha olona hafa izany efa ny hamotika andry no tadiaviny! marina e! Tena fitiavany an-dry no tsy nikitihany andry sy ni tenter ny andry hanao firaisana aminy! Izy rahateo efa manana ny sipany... Farany, manàna faharetana, d mivavaha iany koa, d bone chance :) :-*
18. booboo ( 29/07/2009 10:13)
xxx > Mianara miaina irery klou xxx izay vao manao sipa / manambady. Ny tsapako rehefa mamaky ny soratrao manko dia ohatra² zao : tsy mahatsiaro valorisée eo @ fiainana raha tsy manana sipa / manambady. Raha vao ny hoe hiaraka @ olona no atao loha-laharana @ antom-piainana dia ataoko hoe diso lalana ihany satria tsy afaka mizara fitiavana raha tsy mahay mitia ny tena aloha, tsy afaka ny hatoky ilay sipa / vady raha tsy mahatoky tena klou, tsy afaka hizara ny hatsaran'ny tena raha tsy mahatsiaro hoe tsara ange ity zà ity sns.
Dia hiandry ilay sipa ve vao tena " hiaina " ? hitako hoe perte be ...
19. navigo ( 29/07/2009 10:42)
zany sipa coincé zany an, ohatra oe sipa tsy mirevy, tsy d ty mivoaka, sarotindrotiny, negative be fa tsy mbo mahita zavatra positive mihintsy... bedebe e, fa toi oa mila manala azy kely klouny!!!!
20. tess ( 29/07/2009 10:56)
Manaraka izany, aza miaraka @ sipan'olona izany akia a! indry v d hanaiky atao 2è place lava izao? Misaora indry an'io Z io fa olona tsara izy, fa raha olona hafa izany efa ny hamotika andry no tadiaviny! marina e! Tena fitiavany an-dry no tsy nikitihany andry sy ni tenter ny andry hanao firaisana aminy! Izy rahateo efa manana ny sipany... Farany, manàna faharetana, d mivavaha iany koa, d bone chance

zà aky ry ari. efa tratran'io tamin'ny mbola tovovavy ah!
izy tsy niteny tamiko hoe manana sipa fa izy itako niaraka tam vadiny sa sipany dia izay vao nilaza izy, fa tamzay niaraka zà matotra be seriezy be, azo lazaina ho coincée tsy manaiky kitihina mitsy, anefa de mihidy antrano miaraka ao... izy kosa nahay nanaja tsy nikitika fa nony farany izy niteny hoe mbola kely ianao fa refa lebebe de miaraka tsara isika hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2227