MIRARY FETY SAMBATRA HO ANY RAY REHETRA e !

1. endrika01 ( 21/06/2009 04:32)
Miarahaba , mirary soa sy fahombiazana hoany Ray rehetra ato am serasera.Na zoky ianao,na zandry! Atolotra iany koa ny Arahaba hoany raim-pianakaviana rehetra tsy an-kanavaka! (l)(l)(l)
novalian'i endrika01 ny 24/06/2009 11:51
2. maeva74 ( 21/06/2009 04:55)
Raha tonga ny fetin' ny Dada izaho no manolotra moa, manolotra sady miteny dia ba ny takolaka roa :-* :-*
3. ni81 ( 21/06/2009 05:39)
DIA FALY MIARAHABA ANAREO RAY REHETRA O! http://www.youtube.com/watch?v=ysBF0cBAmrk&feature=related
4. endrika01 ( 21/06/2009 11:36)
ni81:

DIA FALY MIARAHABA ANAREO RAY REHETRA O! http://www.youtube.com/watch?v=ysBF0cBAmrk&feature=related



de zay mbo manana any le tononkirany bodo le misy we Dada olon-tokana,masoandro amam-bolan'ny fiainako.....

de mbo alefaso eto é! mcie an (l) (l) (l)
5. tsiambaratelo ( 21/06/2009 12:42)
Kiss mamy be ny takolaka roa,mwaaaaah! (l)
6. tsiambaratelo ( 21/06/2009 12:42)
Kiss mamy be ny takolaka roa,mwaaaaah! (l)
7. ni81 ( 21/06/2009 12:50)
de zay mbo manana any le tononkirany bodo le misy we Dada olon-tokana,masoandro amam-bolan'ny fiainako.....
de mbo alefaso eto é! mcie an
io akia ry tsiambara2 a

Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Tsy mitandro hasasarana
Tsy mety valalanina
Satria mitsinjo an-janany

Dada be fitivana
Jiro nanazava ny fiainako
Niafy dia niafy ianao
Nanao izay azonao natao
Isaorako eto ny anaranao

Ianao indrindra no nampianatra ahy
Hiatrika ny fiainako any aoriana
Niaritra ny mafy ianao
Tsy hisy hahasolo ny anaranao
Hitoetra ao am-poko ny fitiavanao
Fitia tsy manam-petra, ny fiainanao rehetra
O! ry Dada o! Tena tiako ianao

Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Nitaiza sy nanalokolo
Eny, na dia fotsy volo
Zay nataony vokatry ny fo

Dada be fitiavana
Jiro nanazava ny fiainako
Nananatra, nampianatra
Nikolokolo fatratra
Fitiavana tsy takatry ny loha

Ianao indrindra no nampianatra ahy...........
8. endrika01 ( 21/06/2009 17:28)
Saotsa ni81 a ! Aoka alou haka mosoara kely :cry: :cry: :cry: snif,snif! Zah anie vo eo vo eo no niantso tany dago e,nisy blem kely nefa be iany,napatezitsa be anah tam Papanay,de fananiako harivariva zah vo niantso!De kopy ra-Dada! Hi hi hi nefa ny foko mangotika iany!We tena mba masiaka kely ndri ry endrika a,maninona zao raha narabaina tam maraina izy! :P
9. ni81 ( 21/06/2009 17:32)
Saotsa ni81 a ! Aoka alou haka mosoara kely snif,snif! Zah anie vo eo vo eo no niantso tany dago e,nisy blem kely nefa be iany,napatezitsa be anah tam Papanay,de fananiako harivariva zah vo niantso!De kopy ra-Dada! Hi hi hi nefa ny foko mangotika iany!We tena mba masiaka kely ndri ry endrika a,maninona zao raha narabaina tam maraina izy!
tsisy fisaorana e! Dia namilafila kely izany an! :lol: Efa niantso dia adinoy @ zay ny lasa e!
10. itaramasoandro ( 21/06/2009 18:26)
ny fetin'ny ray sady fetin'ny... zanaka ihany koa sa ahoana hoe'? tsy tonga teo ny zanaka raha tsy teo ilay ray saingy... tsy notonoinina ho "ray" ramose raha tsy namolavola niaraka t@ ramatoany ilay zaza hiantso azy ho dada!

halehibiazo ary ny fety ho an'ny fianakaviana manontolo e ka arahaba ho an'i ray, ny reny sy ny zanaka! amena :lol:

itaramasoandro 8)
11. fahamarinana ( 21/06/2009 18:59)
:arrow: :-D :-D :-D iny koa no tsy hitako ry itaramasonadro,taoko efa samy nomena ny fetiny aby ny Reny,zanaka ary Ray koa ho atambatra ahona ndray ? :lol: (l)
12. itaramasoandro ( 21/06/2009 21:33)
fa hanaovana ilay fety ho lehibebe kokoa sy hahafaly ny zatovo ka dia. Ianao va re tsy mitady mahita ny mety ho fahamarinan'izany? :wink:

itaramasoandro 8)
13. endrika01 ( 24/06/2009 11:51)
De oviana le fetiny zanaka ry fahamarinana?Mbo hitanteko kado :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1435