VONO OLONA, MILA FANAMPIANA

1. xxx ( 17/06/2009 16:11)
Ho anareo izay mahalala vaovao momba ilay zazavavy 16taona nisy namono (nanapatenda ny marimarina kokoa) ny 18 mars 2009 tokony t[] 18h50mn - 19h teny Ivato aeroport lot k2/006 tany madagasikara nivoaka t[] gazety la verite sy midi-madagasikara dia mba ilazao vaovao izaho satria hatr[]izao dia tsy nahitana hirika ilay izy na eny an ivon ny gendarme na eny an ivon i tribonaly fa ny vola sy ny fotoana fotsiny no lany [] fivezivezena.Zanaky ny zokiko mantsy izy io ka izaho tsy any madagasikara fa aty ivelany.Efa mitady ho kivy ry zareo nefa izaho tsy te hamela ilay afera satria tena mampalahelo ilay tantara sady tsy tiako hiala moramora ny mpanao ratsy fa aleo hijinja izay nafafiny. dia misaotra anareo mialoha ary mba manantena fanampiana avy any aminareo rehetra tompoko mba ombay mitady ilay nahavanon-doza mba tsy ho matimaty foana ilay niece-ko .Veloma daholo
novalian'i vale ny 18/02/2011 11:26
2. vale ( 18/02/2011 11:26)
XXX: AZA amelana, aoka ny rariny no hanjàka, ary io tsy asiana resaka firehan'kevitra fivavahana, fa ho avy indray mantsy ny sasany izay mandika fahatany ny baiboly, fa NA fitondràn'olombelona, io na efa fitondran'Andriamanitra dia TSY MAINTSY VOFEHIN'NY Lalàna dol, mahereza, aza amelàna, saika nitovy ny cas-antsika sy enao, ary za koa aty lavitra aty, tsy afaka mbola manao inona noho ny nahafaty ny zandriko vavy izay n'assassinér-na fa fomba ankolaka (vakio forum sarimihetsika sy fivavahana finoana raha mahaliana anao), fa io aza amelàna na ho any na tsy ho any, fa maninona ny mpanao ratsy no avela hiala maina fotsiny! bon courage, bisous!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3256