Mirary soa hoan'ny reny rehetra

1. ari.malala ( 05/06/2009 14:23)
Miarahaba ny reny rehetra eto @ serasera ny tenako ary mirary soa hoantsika rehetra hahavita be @ fitaizana sy fanabeazana ny sombin'aintsika :)
2. endrika01 ( 05/06/2009 15:55)
Salut ari. (l) hono wa e,oviana ktotrany mou ny Fete de mere ry zareo ?
3. ni81 ( 05/06/2009 16:17)
Amin'ny alahady 7 juin izao ry endrika a!
4. ni81 ( 05/06/2009 16:17)
Dia misaotra an'i ari o! :-*
5. endrika01 ( 06/06/2009 09:13)
ni81:

Amin'ny alahady 7 juin izao ry endrika a!



Zah tena very,efa zatranle we volana Mey foana (l)
6. tywa68 ( 06/06/2009 09:30)
ho an'i Ari sy ny namana rhtra e :-* :-*
7. ni81 ( 06/06/2009 14:18)
Dia mbola atolotra hatrany ho an'ny reny rehetra e!
http://www.dailymotion.com/video/x5ah1a_neny-mahaleo_music
8. fahamarinana ( 06/06/2009 18:31)
:arrow: saotra e ! dia bonne fete ho antsika rehetra,niteraka ,nitaiza ,nanalehibe,nananatra,nampianatra ,ireo noraisina ho Reny na ny niteraka na tsia !! fa izy aby io an,tsy voatery ho reny nivoahana jiaby akory ! :-* :-* (l)
9. endrika01 ( 06/06/2009 19:02)
(l)(l)(l)
10. ni81 ( 07/06/2009 07:03)
Merci faha sy ny namana hafa ihany koa! :-* :-* :-*

[URL=http://img15.imageshack.us/my.php?image=www025.jpg][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/1183/www025.jpg[/IMG][/URL]
11. fahamarinana ( 07/06/2009 07:58)
:arrow: ni81 :tonga dia feno ilay voninkazo ny fo amam-panahiko,feno mbakan'ny kiboko,na ny sakafo amin'izao tsy ho laniko intsony !!... :-D
Fa sereusement,misaotra betska,namako mahafinaritra sy tsy foiko injy an ! :-* :-* (l)
12. tsiambaratelo ( 07/06/2009 08:34)
Mirary fety sambatra hoany Reny rehetra kounkou zah de :* (l) mmmwaaaahhhhhhhhh mamy be !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4983