compagnie Air Madagascar

1. patrick2002 ( 29/05/2009 18:04)
tombotsoa an`iza .
Izany no fanontaniana mipetraka amin`ity compagnie aerienne ,izay tokana antsika ao madagasikara ity ,tao aorian`ny nandehanan`ny vol air mada nakany dakar .
tantara fohy .
tao aorian`ny 1972 aloha ny air mauritus dia nindrana avion tany air mada hanaovana ligne maurice , reunion aminìzao fotoana izao ny Air mauritus dia manana air bus 3 ary boeing 767 telo ,betsaka ny vol avy eo maurice mankany shangai, sydney, dubai, paris ,londres, singapoore
efa nanao sous missionnaire ny Air gabon ity compagnie ity ary efa nanao consultation haka ny Air Mad
Raha ny compagnie Air mad kosa dia efa ela no nanaovany mpitondra nifandimby teo vache maigre ,fitsesafana anìty compagnie ity ,
T@ androny Ratsiraka no nangalany compagnie Air mad boeing 747 afaka 3 taona dia nalohany compagnie air mad ny vidiny boeing ary napetraka tao @ banque central ny vola ,tsy nanana devise ny fitondrana malagasy handoavana ny dette national ka dia nalaina ny vidiny 747 handoavana ny dette National ,vokany hataminìzao tsy voaloa ny vidiny 747.
ka mahalasa eritreritra hoe tombotsoa an`iza raha mikatona ny AIR Mad ,izay mamelona fianakaviana firy ,handeha ho aiza ireo pilote sy mpiasa gasy maro ao @ Air mad.
2. xxx ( 29/05/2009 19:01)
Speculations mahatsiravina be no ao ambadik' io resaka fiaramanidina io.
@ maha-nosy antsika aloha voalohany indrindra .
Jereo ny manjo ny japon momba ny traite d' arrierés , sy ny excés de zele nahazo azy ireo taloha raha miresaka ny avions gros porteurs, isan' ny nifanarahany t@ i boeing ny fampitàna ny vidin' ireny avion ireny hoe tena lafo be tokoa , nefa rehefa nalalinina dia miharo hafetsena ny fampiasana izany dokam- barotra sy fivarotana fiaramanidina izany .Indrindra ho an' ny tany nosy toa antsika .Miresaka an ' iMaurice ianao teo , ary atoko fa hanadihady ny tena mety ho vidin' ny fiaramanidina iray , na dia hoe tsy dia lehibe loatra aza izy ireny .
Fototra anisan' ny hitsetsefan' ny imperialisme ny matières premières 'ny firenena hafa ny dokam- barotry ny companies aeriennes misy eran' izao tontolo izao io fomba iray io , ary rariny raha mitolona @ izany ny fitondrana izay misy ao Mada . Jereo fa ny ankabeazan' ny firenena nosy eran' izao tontolo izao (Jamaique , cuba , philipines indonesie , malte ,hawai , sns ...)dia miaritra ny mafy noho izany politikan' ny mpanao fiaramanidina izany .

:idea: :idea: :oops: :oops: :oops:
3. xxx ( 29/05/2009 19:42)
ka izao ry patrick refa tsy te hiala @ frantsay an!! ny mauricien zanatany anglisy taloha dia izao izy miroborobo be !! ny filoha teo aloha efa nahavidy fiaramanidina "air force "dia iza tsika miverina miaraka amin'ny frantsay izao dia miverina hotran'ny t@ andron'ny ratsiraka indray eh!!
ny cotier no mora manipuler frantsay taloha ka izay no nahatonga ny filoha cotier foana kay diso hevitra ry zareo fa ny merina koa azo manipulé-na dia izao izy nahita jeune con kely zao! ambicieux loatra ity tgv ity ka izao izy mivarotra tanindrazana izao
4. Noue ( 29/05/2009 20:19)
[quote=patrick2002]
tombotsoa an`iza .
Izany no fanontaniana mipetraka amin`ity compagnie aerienne ,izay tokana antsika ao madagasikara ity ,tao aorian`ny nandehanan`ny vol air mada nakany dakar .
tantara fohy .
tao aorian`ny 1972 aloha ny air mauritus dia nindrana avion tany air mada hanaovana ligne maurice , reunion aminìzao fotoana izao ny Air mauritus dia manana air bus 3 ary boeing 767 telo ,betsaka ny vol avy eo maurice mankany shangai, sydney, dubai, paris ,londres, singapoore
efa nanao sous missionnaire ny Air gabon ity compagnie ity ary efa nanao consultation haka ny Air Mad
Raha ny compagnie Air mad kosa dia efa ela no nanaovany mpitondra nifandimby teo vache maigre ,fitsesafana anìty compagnie ity ,
T@ androny Ratsiraka no nangalany compagnie Air mad boeing 747 afaka 3 taona dia nalohany compagnie air mad ny vidiny boeing ary napetraka tao @ banque central ny vola ,tsy nanana devise ny fitondrana malagasy handoavana ny dette national ka dia nalaina ny vidiny 747 handoavana ny dette National ,vokany hataminìzao tsy voaloa ny vidiny 747.
ka mahalasa eritreritra hoe tombotsoa an`iza raha mikatona ny AIR Mad ,izay mamelona fianakaviana firy ,handeha ho aiza ireo pilote sy mpiasa gasy maro ao @ Air mad.
[/quote="patrick2002"]tena maropototra ve zao voalaza zao ??? ny mahagaga manko dia lazain'i patrick oe
no nangalany compagnie Air mad boeing 747 afaka 3 taona dia nalohany compagnie air mad ny vidiny boeing ary napetraka tao @ banque central ny vola ,tsy nanana devise ny fitondrana malagasy handoavana ny dette national ka dia nalaina ny vidiny 747 handoavana ny dette National ,vokany hataminìzao tsy voaloa ny vidiny 747.
hatramizao ozy patrick mbola tsy voaloa ny vidin'io avion io ???? ka raha hatramizao mbola tsy voaloa ny vidin'io avion io, naninona no mbola nahavidy avion

1979 : Obtention d'un Boeing 747-200, qui va permettre de renforcer le réseau d'AIR MADAGASCAR vers l'Europe, avec les dessertes de Zurich, Francfort, Munich et Rome.
1998 : Ouverture de la ligne Singapour sur un Boeing 767-200.
2003 : Acquisition d'un nouvel appareil Boeing 767-300 au couleurs d'AIR MADAGASCAR.
2004 : Rebranding d'AIR MADAGASCAR et relookage de tous les appareils avec le nouveau logo. Deux nouvelles destinations s'ajoutent au réseau international : Bangkok et Milan. Entrée du second Boeing 767-300.
2005 : Acquisition de deux ATR72-500 neufs.
2006 : Acquisition d'un ATR42-500 neuf.

http://www.airmadagascar.com/nous-historiques.html


5. Noue ( 29/05/2009 20:30)
mbola hampiako an'ity koa ee ! fa mahagaga manko ny zavatra lazain'patrick eto
http://www.pagetronic.com/voyage/afrique/madagascar/air-mad.xhtml

6. xxxy ( 29/05/2009 21:12)
tssss azaa mivazavaza eo fa akatoko eo ny serasera an
afaka manome 2.000.000 euros zay ho an i serasera
7. xxxy ( 29/05/2009 21:14)
les hotesse fo les changer elles sont vieilles elles pouf mal
8. xxx ( 30/05/2009 00:00)
xxxy:

tssss azaa mivazavaza eo fa akatoko eo ny serasera an
afaka manome 2.000.000 euros zay ho an i serasera



Tu sais ce que tu risque si jamais on decouvre ton identité ? je te laisse aux devinettes , parait que c' est vraiment efficace pour les mômes !!
ahahahahahha !! dors bien quand méme , on ne te reproche rien du tout méme si tu as jouer dans la cours des grands. :idea:
9. patrick2002 ( 30/05/2009 01:32)
hatramizao ozy patrick mbola tsy voaloa ny vidin'io avion io ???? ka raha hatramizao mbola tsy voaloa ny vidin'io avion io, naninona no mbola nahavidy avion

aoka ho fantatrao fa ny Boeing 767 tsy anì Air mad fa hofana leasing no filaza azy ,ary satria ianao tsy mi consulter vaovao @ internet hatramin`izay ,raha tsy nikorotana ny fitondrany ,Ravalo dia hanao rappel kely aminao izaho ,ny 2007 dia nalainy compagnie mampanofa boeing an`i air mad ny boeing 767 (tsy ny renouveler ny ny contrat plus precisement),satria compagnie sous la loi sur la faillite ity compagnie ity ,sahirana ny air mad tamin`izay nitady boeing hofana ,ka voatery nahena ny vol nakany paris.
Ny momba ny ATR dia tsy haiko na hofana na vidiny AIR MAD.

1979 : Obtention d'un Boeing 747-200, qui va permettre de renforcer le réseau d'AIR MADAGASCAR vers l'Europe, avec les dessertes de Zurich, Francfort, Munich et Rome.

ka ny anao site ny air mad no jerenao koyu, aiza no hahitana an`izany any ngah izany azo soratana , mahavoaroaka izany raha mpiasany air mad ianao.
10. patrick2002 ( 30/05/2009 01:38)
Speculations mahatsiravina be no ao ambadik' io resaka fiaramanidina io.
@ maha-nosy antsika aloha voalohany indrindra

tsy haiko aloha ny speculation hatraiza ,fa ny mba henoko dia t@ androny Ratsiraka dia 250 000 dollar par mois ny hofany boeing 767 iray ,rehefa niditra ny fitondrany Ravalo dia hita fa lafo izany hofany izany bfa 120 000 dollar eo ho eo ny hofany boeing 767 par mois .
11. patrick2002 ( 30/05/2009 02:13)
ny cotier no mora manipuler frantsay taloha ka izay no nahatonga ny filoha cotier foana kay diso hevitra ry zareo fa ny merina koa azo manipulé-na dia izao izy nahita jeune con kely zao! ambicieux loatra ity tgv ity ka izao izy mivarotra tanindrazana izao

miteny anao izaho fa henatra ho antsika merina ny nitondrany Ravalomanana teo nandritry ny 7 taona ,ny naha filoha anì Ravalo dia mampitombona ny ahiahiny cotier hoe tia tena ny merina tsy mijery afa tsy ny tenany ,effectivement izay no nitranga rehefa filoha merina no nitondra .
Vokany mbola iha mafy ny cause cotiere ary efa manomboka izy amin`izao Andry mitondra izao efa izany no re any @ cote ,izay tsy mila mpitondra borizany , hivarotra ny fanananay ,Sheritt ambatovy .
12. benkintana ( 04/07/2009 21:51)
Diso be isé patrick2000
Mandiniha tsara fa ho hitanao fa ity dj ity no tena mampitsoka ny toe-karena Malagasy sy mpanodina fiaramanidina
Daroka ihany no ady eo
13. bazylou ( 02/05/2010 14:42)
Misy mandainga koa ato annnn.
Taiza koa no nisy an izany boeing na air bus ofaina 250000 na 120000 par mois izany???
Tsy mora be ve io???

Par jour hoe fa tsy par mois.
Sa ianareo no nandra????

Beurrrk
14. patty008 ( 13/05/2011 07:33)
Salama daholo,

Za tsy mahalala zay tena marina sy fandehan'ny tantara ao @ Air Mad, fa tsotra sy mazava angamba hoe zava-dehibe ny mitandro ny ain'ny mpandeha fiara-manidina ka tsy tokony ho atao ambanin-javatra na kely aza, tsapako aloha ary deraiko manokana ny fahaizan'ny pilote gasy rehetra, ary isaorana an'Atra fa tsy mbola nisy hoe loza b nitranga, fa na zany aza aleo mba tsy atao ambanin javatra ny sécurité ny fiaramanidina.
Ilay fiaramanidina koa anie matetika tena efa hampiriatina loatra e, otran zany zao oe vao avy manao vol Marseille, tonga dé lasa ndray mandé Guangzhou, somary gaga sy natahotra ihany aloha za t@ zay fotoana zay satria mba lasa ihany ny saina hoe sao dé mba..., tonga tao Banghok ilay fiaramanidina, iny efa hi décolle ho any Chine iny tsy tafainga tampoka, dia voatery nijanona 1h mahery tao ndray aloha namboarina, vita zay dia afaka niainga ihany, tokony nanidina 10mn teo angamba nandalo zone de turbulence, nikotrakotran be ilay fiaramanidina, tonga dia nanao chute libre, fa nihoraka ny olona rehatra, saika tapaka ny lalan-dra, lasa nikorontana ny saina hoe ilay zavatra namboarina tao banghok ve sa inona no nitranga, ny équipage koa tsy niteny na inona na inona, tsy anomezan tsiny an dry zareo satria mety oe mitandro ny tsy hampisaritaka ny mpandeha ry zareo.

Dia otra otran zay lay fandehan javatra oe ny Ain'ny mpandeha no ambony, satria ny fiaramanidina azo soloina raha misy finajerany fa ny aina tsy voavidy.

Merci an !
15. patty008 ( 28/06/2011 06:16)

Fa ahoana ndray moa zany avion avy any Chine ho aty Tana zany oe tsy hita zany, vao 1 mois zay, nandefa message de détresse ny espace Australienne (zay sur fa tsy hivazivazy @ zany resaka zany mitsy) oe tsy nandalo teo @ espace ndry zareo ny avion Air MAd, mitovy @ zany koa ny tao MAurice, nanda koa oe tsy nandalo ny espace aérienne ndry zareo ny avion 767 avy any Guangzhou, efa tena grave anie zany e !!!! Problème radio v sa inona no nitranga ?? Ny pilote injoignable , mba tsapantsika v ny risque accident @ zany, ain 'olona firy no afoy @ zany sa zay lay tanjona, aza atao kilalao ranga lé ain' ny mpandé a, sur fa panique ny tao @ Air MAd oe tsy hita ny avion, ary nafenina mitsy lé problème an, nefa aina anie no lalaovina ao anatin zany e. ASIO FIERITRERETANA IHANY E ary misaora an'ANDRIAMANITRA fa mbola notahiny matoa tonga taty an tanindrazana ihany ny fiaramanidina.
16. miangalyandria ( 10/09/2011 10:43)
Ny ahy ny fantatro dia izao fotsiny : mahay ny pilotes malagasy ary tiako izy ireo hijanona eto fa tsy handeha ho any Oman ohatra na tsy haiko. Rehefa Malagasy no mitondra ny fiaramanidina hitako matory tsara aho fa ny hafa eeeee panique à bord ... izany aza hoe avion ratsy no entina maika re raha avion tsara no entin'izy ireo manao ahoana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2441