Bon annif Mimhie

1. milaibe ( 27/05/2009 05:05)
Bon annif Mimhie ,de mirary zay rehetra mahafinaritra ho anao ny akama rehetra :-* :-*

novalian'i Mimhie ny 29/05/2009 06:03
2. Mimhie ( 27/05/2009 05:53)
Misaotra nahatsiaro! de rehefa mifankahita mifanolotra cadô zany!
3. polety ( 27/05/2009 06:41)
bon annif njy! mirary soa sy fahasalamana ho anjy! :-* :-*
4. Mimhie ( 27/05/2009 07:22)
merci akia a! de hitohy hatrany ny fifandrasaina e! de mirary soa ho anareo koa!
5. zoky ( 27/05/2009 09:04)
Bnn annif ra mims, mirary soa sy fahasalamana d kiss be :-*
6. ravatorano ( 27/05/2009 09:56)
bonaniverisera razandriny ah
d mirary soa lalandava ho anao e !
manao fety mlay b aitsiny an
^:^ ^:^ =D> =D>
7. tsiambaratelo ( 27/05/2009 15:22)
Mirary fety sambatra,dia ho tratriny taona maro mitsingeringerina! :-* :-* :-* :-*:-* :-* :-*
8. Mimhie ( 28/05/2009 05:38)
Misaotra ho an'izay rehetra nahatsiaro e! de samy ho tratry ny anniversaire ny daholo de ho soa foana ny fiarahantsika eto
9. maeva74 ( 28/05/2009 13:37)
Dia mirary fety sambatra ho an' i Mimhie koa izany dia tratr' antitra :-* :-*
10. Mimhie ( 29/05/2009 06:03)
Misaotra maeva a! de samy tratran'ny fetintsika isika e! mitovy ny volana fa ny andro no tsy mitovy, de samy ho tratra antitra izany isika rehetra,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6359