BON ANNIVERSAIRE MILAIBE

1. xxx ( 25/05/2009 05:41)

(l)
Joyeux anniversaire,
C'est le monde à l'envers:
C'est le temps qui vieillit,
Et toi,
Tu rajeunis...
(l) (l)
2. Mimhie ( 25/05/2009 06:21)
De ho tratry ny ela indrindra e! de tena hataovy milaibe ny fety a! :lol: :lol: :lol: :-* :-* :-*
3. Belami ( 25/05/2009 10:08)
fety milaibe zany e! mirary soa!!!
4. milaibe ( 26/05/2009 06:41)
Merci nareo retra é,de bizzzzzzzzzzz daholo ,tongava fa omeko gto miam miam be, :-* :-* :-* :-*
5. RATOVOARY ( 26/05/2009 06:47)
Bonne annif letsy ry akama a!
Tara sambo kely ny bandy fa inoako fa mbola fotoany zao na izany aza e!
De ho ela velona ka ho tratry ny ela indrindra e!
6. milaibe ( 27/05/2009 05:01)
Misaotra lesy RATOVOARY ,efa nalefako any ny anjaranareo é :lol:

7. endrika01 ( 27/05/2009 14:36)
Mhhhh !!! Bon Anniversaire ! (l) de hotratriny taona mitsingeringerina indray de , de mbola misy anjara gateau hoan i endrika01 ve?Nenah le gateau au caramel a, :-*:-*:-*:-*:-*:-*:* :-* :wink:
8. tsiambaratelo ( 27/05/2009 14:55)
Bon Anniversaire!!! Dia mahazahoa izay irina,dia ho tratra antitra.Mialatsiny aminy fahatarana e! De bisous mamy be,hi hi (l) (l) (l)
9. tsiambaratelo ( 27/05/2009 14:56)
Bon Anniversaire!!! Dia mahazahoa izay irina,dia ho tratra antitra.Mialatsiny aminy fahatarana e! De bisous mamy be,hi hi (l) (l) (l)
10. milaibe ( 27/05/2009 19:14)
Bisous mamibe koa ary Endrika sy tsiambaratelo :* :*
Efa nampitondraiko an'i Maeva le caramel
Zay tara kely io tsy maninona lintsy kah
11. maeva74 ( 28/05/2009 08:50)
Miarahaba ny rehetra indray, mamerina in-droa hono manana ny ampy na dia tsy teto ary, dia mbola mirary soa hatrany ho an' ny tompom- pety, nitovy ny volana nitsingerenan' ny taonanay aky ry Endrika sy Tsiambaratelo fa ny andro no samy hafa ka dia mba nasainy aho nitsoka labozia dia nampitondrainy ahy ny gateau ilay caramel tiandry fa efa nalefako colis express any amindry anydia mazotoa ary. :-* :-*
12. tsiambaratelo ( 29/05/2009 17:46)
Mhhhh,mino aho fa hoavy tsy ho ela an,zany fitiavako gato au caramel zany!? Tonga de miam,miam be zany!Slrkkk,tena efa milela-molotsa mintsy zah io an! Vo misy mi-sonner ao am interphone ao ,tonga zah de manao tongotra an-katoka an! (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4336