crème brulée à la vanille

1. pateux13 ( 20/05/2009 17:59)
Ingrédients : crème liquide : 0,50 cl
jaunes d'oeufs : 4 pce
lait : 0,05l (1/3 verre)
sucre : 90 grm
gousse de vanille 1 pce
Méthode :1- blanchir : jaune+sucre :atao fotsy tsara @ fouet, na batteur.
2- mélanger : crème + jaune/sucre + gousse de anille fendue en deux , utiliser les graines.
3- dresser dans des petits ramequins en céramiques na aaty moules individuels.
4- cuisson : 100°c dans un four éléctrique; na Thérmostat 5 pdt 30 mn eo,avy eo ahena Th 4 (80°c) pdt 30 mn.
Test : la crème est cuite si elle ne bouge plus en secouant légérement,sinon,continue encore la cuisson pdt 5 mn.
Verser du sucre roux dessus et bruler,le sucre doit fondre en caramel.Servir froide ; et Bon Appétit bien sure!
Raha misy recettes tianao ho hay dia apetraho ny fanontaniana,fa ezahiko omena zay haiko !

:lol: :lol:
novalian'i flodine ny 28/03/2010 19:21
2. Tazana ( 21/05/2009 23:05)
Misaotra re mizara!
Efa naoratra tary @ ilay resaka beurre za fa tsy mipoitra any ilayizy dia soratako eto....
Hono aho ianao ve mahay gateau tsara pour anniversaire na mariage?
Satria tsy mbola tena mahay dia zavatra tsy dia sarotra loatra ihany raha misy any aminao. Tsotra nefa mba hafakely....asa raha mety zany filaza azy izany?
Ankoatra izay saika hanaontany aho hoe manana patisserie ao Paris na miasa @na patisserie ao Paris zany ianao? Mba misy handalovana rehefa tonga any!
Aty Toronto tsy misy resto gasy na iray aza...
Zay fa dia misaotra dia hitanao ilay astuces kely hi réussiran ilay gateau no tena ilaina raha manana ianao...Misaotra re mizara fa tena ankasitrahana be!!!!
Tazana
3. pateux13 ( 22/05/2009 21:01)
Manahoana e!
Toronto ve no misy anao io zany? Mon frère avait fait ses études là bas en 1985!Tsetsatsetsa tsy aritra iny e!Fa misaotra namaly ny msg! Miasa @ resto eo Paris 15eme en patisserie no misy ahy;zany hoe nianatra t@ Ecole Sup de cuisine Francaise teto paris 6eme,de io no atondraharah e!
Maro ny spécialités haiko ,fa enao ngamba no tsara mi-préciser hoe;inona no tinao hianarana voalohany!Fa ny tena tsotra amiko @ échange eto zany,de aleoko kokoa par mail no hifanoratana,fa afaka mandefa échantillons sary sy haingana amiko ny mamaly anao sy mampita ny tinao hianarana e!
Ity ny adiresy : zo63arobasehotmailpointfr
Ireto avy no propositions-ko tsara ianarana mialoha;tsy de sarotra akory,fa mila fitaovana kosa,toy ny batteur,fouet à blancs,spatule,moule à génoise,moules à muffins,moules à cakes sy ny sisa;bols pour faire les crèmes : génoise,crème au beurre,crème patissière,choux,tartes diverses,fonds de tartes;chantilly,crème mousseuse pour faire un tiramisu,fondants aux chocolats etc!
Pateux.
4. booboo ( 22/05/2009 21:27)
Tairo alefaso eto ihany kloungany ny cours ry Pateux sitrany ahay mba hitan'ny be sy ny bobaka a !

gatô tsotsotra ( tsara tarehy :-D ) hatao @ fetin'ny reny no tiako ianarana. tsy afaka ahodina ho gatô anniv. kounkou ve io avy teo ?

Tazana > misisika fotsiny zà f'aza tsiny fa tondé nihiratra be ny vavoniko hoe hisy cours -na pâtisserie :-D
5. Tazana ( 23/05/2009 03:37)
Booboo za tsy tompon'ny dinika ka...i pat anie milaza hoe hanontaniana azy hono ka dia tsy ho ahy rery fa ho an'ny rehetra zany...Fa mety ho feno be aloha ny boite email-ny raha tena te hianatra daholo isika ka mazoto!
Na soratany eto dia mamaky daholo isika...Fa za aloha nanoratra mba misy hanontaniana tsipiriany satria ny ilay astuces mihitsy no tadiaviko!
6. rakaroka ( 23/05/2009 18:39)
Dreiiiiiyyyy , misaotra akia Pateux nizara an : tiako be 'njy,:-* :-* :-*
Dia inn akia ny tena specialitén'izany patisserie 'zany?
7. fahamarinana ( 24/05/2009 13:47)
:arrow: ny ahy koa mitovy fanagatahana amin'ny bobo etsy ambony ! Ilay gatô mba tsotsotra mety ho vitako ! Ireny any Dago ireny e !miaraka amin'ilay creme au beurre matavy tsara iny fa ilay creme fraiche tsa dia voako loatra !
Dia misaotra mialoha akia a! :-* (l)
8. ravonjison ( 04/06/2009 08:33)
pateux13:

Ingrédients : crème liquide : 0,50 cl
jaunes d'oeufs : 4 pce
lait : 0,05l (1/3 verre)
sucre : 90 grm
gousse de vanille 1 pce
Méthode :1- blanchir : jaune+sucre :atao fotsy tsara @ fouet, na batteur.
2- mélanger : crème + jaune/sucre + gousse de anille fendue en deux , utiliser les graines.
3- dresser dans des petits ramequins en céramiques na aaty moules individuels.
4- cuisson : 100°c dans un four éléctrique; na Thérmostat 5 pdt 30 mn eo,avy eo ahena Th 4 (80°c) pdt 30 mn.
Test : la crème est cuite si elle ne bouge plus en secouant légérement,sinon,continue encore la cuisson pdt 5 mn.
Verser du sucre roux dessus et bruler,le sucre doit fondre en caramel.Servir froide ; et Bon Appétit bien sure!
Raha misy recettes tianao ho hay dia apetraho ny fanontaniana,fa ezahiko omena zay haiko !

:lol: :lol:

Mba misy fanontaniana kely ireto ry Pateux13 :
1- inona no tianao lazaina @ ilay hoe blanchir, kapohana ve ?
2- misy recette gasy @ fandrahoana hen' omby na henankisoa ve ianao ?
9. booboo ( 04/06/2009 10:56)
Ilay blanchir raha ny fahafantarako azy dia kapohana kloungany ny atody dia zay vao arotsaka ny siramamy dia miara-kapohana zareo, mandra-paha fotsy tsara ilay raha. Sinon lasa ohatra masaka lasa caramel tsy hay² zay ilay siramamy en contact @ atody dia mitabaingana²
Hitsio zà raha diso
10. ravonjison ( 05/06/2009 08:04)
booboo:

Ilay blanchir raha ny fahafantarako azy dia kapohana kloungany ny atody dia zay vao arotsaka ny siramamy dia miara-kapohana zareo, mandra-paha fotsy tsara ilay raha. Sinon lasa ohatra masaka lasa caramel tsy hay² zay ilay siramamy en contact @ atody dia mitabaingana²
Hitsio zà raha diso

Misaotra @ fanazavana e !
11. mketsa ( 09/06/2009 09:44)
slt,nodorako t@ taratasy lé sucre dé feno lavenina lé izy dé lasa ohatran'ny natono lé crème brulee dé kay tsy nisy ramequin fa cendrier no nanaovana azy dé vao hanatody 'ndray aloha ko!
12. mirana5 ( 12/06/2009 18:10)
mketsa:

slt,nodorako t@ taratasy lé sucre dé feno lavenina lé izy dé lasa ohatran'ny natono lé crème brulee dé kay tsy nisy ramequin fa cendrier no nanaovana azy dé vao hanatody 'ndray aloha ko!

Marary an-doha angamba ianao manoratra io é? Mandehana aloha mihinana doliprane kely fa somary taraiky b ny hevitrao ! :oops: :oops: :oops:
13. pateux13 ( 29/06/2009 19:42)
ho an'i mketsa! ka crème brulée au lavenona ndray zany zao no andramana,de tsy ohatran'ny paraky tsimiziva ve ny tsiron'izany ry reto!mampmé a toi!bon courage mamerina na izany aza!
14. flodine ( 20/03/2010 20:26)
pateux13:

ho an'i mketsa! ka crème brulée au lavenona ndray zany zao no andramana,de tsy ohatran'ny paraky tsimiziva ve ny tsiron'izany ry reto!mampmé a toi!bon courage mamerina na izany aza!

Pateux, mba omeo astuce fanaovana creme au beure, efa nanandrana ihany zah fa tsy mety.
15. Ratoa ( 21/03/2010 17:01)
Izao indray ary é
Ny crème au beurre misy karazany roa
I karazany I tena matavy kanefa légère ary mora mitsonika.
1°) tamenaka atody 4
2°) siramamy eran’ny kôpy sy rano maha kotsakotsa azy ( donc kely, angamba 1/2kôpy)
3°) dobera malefaka, malemilemy 1 na 2 (tahaka ny manao Mayonnaise io, arakaraky ny abetsahan’ny dobera ny abetsahan’ny crème vita)

Kapohana ho matevina tsara ny tamenaka atody
Manao sirop : afaina ilay siramamy miaraka amin’ny rano paha-tonga azy ho madinty. Fotsy madio tsar any sirop fa tsy mena na mainty an! Ny ahafantarana fa mety nysirop: maha kely dia araraka amina lovia mangatsiaka (chaleur ambiante) ka raha tsy mikoriana toa rano izy fa madinty sy mivaingana dia izay no izy.
Afangaro amin’ny tamenaka atody iny sirop mafana be iny sady kapoahana ihany. Tandremo ianao tsy ho may.
Rehefa mangatsiaka dia ampiana tsikelikely ny dobera. Trandremo: tsy maintsy mitovitovy hafanana ny dobera sy ny fangaro atody sy siramamy far aha tsy izany misaraka.
Mety daholo na fouet électrique na manuel (mécanique) no anaovanao azy.

Ampiasao andalorana na ampihaingona gâteau dia ataovy anaty frigo mba hivaingana.

II. karazany faharoa tsy dia matavy fa tsy maivana tahaka ilay 1°
Manao crème patissière aloha (efa nisy recette nandeha teto)
Dia alaina dobera 1 na roa. (miankina amin’ny quantité de crème ilaina. Ny ahy ny iray aloha no ampiasaiko.)
Kapohana tsara ny atsaka dobera efa malemilemy iny dia ampiana crème patissière tsikelikely (1CS) dia rehefa hita fa miravina tsara dia ampiana kely dobera sy crème patissière indray paha tapitry izy roa ireo. Trandremo: tsy maintsy mitovitovy hafanana ny dobera sy ny crème fa raha tsy izany misaraka.

Dia andefaso aho rehefa vita
16. flodine ( 28/03/2010 19:21)
Ratoa:

Pateux, misaotra betsaka ny zara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2561