You are here: home > Forum

saucisse

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : saucisse
Valiny : 4
lema - 17/05/2009 22:00
ahona ny fanaovana saucisse pur porc sy saucisse hena omby?
Valio | Miverina eny ambony
Tazana - 22/05/2009 01:13
Ity misy hitako fa saingy za tsy mbola nanandrana..

-3 kg. de porc maigre (épaule , échine , sauté ...)
-1 kg. de poitrine fraîche bien entre-lardée .
-1 kg.de gorge de porc qui contient le gras nécessaire .
-70gr.(14 gr.au kilo)de sel fin .
-15 gr. de sel rougisseur (demander à son boucher ou l'acheter chez un fournisseur pour professionnels ) A défaut le remplacer par du sel ordinaire , mais on n'aura pas la belle couleur de la charcuterie pro. (on l'appelle "sel nitrité" , c'est une variante su salpétre de nos aïeux)
- 10 gr.de poivre gris moulu.
-autres épices : facultatif .4 épices , herbes aromatiques ...selon vos goûts ; personnellement je n'en mets pas .
-un bon verre de vin blanc ou rouge selon la couleur souhaitée .
- facultatif : un petit verre de cognac .
Passer les viandes au hachoir, ajouter dans le malaxeur les ingrédients d'assaisonnement et bien les malaxer jusqu'à liaison complète .

Embosser dans du "menu de porc" calibre 28/30 (boyau que j'achète aux abattoirs ) qu'on aura bien rincé et dessalé ; faire couler de l'eau aussi à l'intérieur .
Faire des "brasses" de 1m20/1m50 .
Enrouler et laisser une nuit au frigo à 5 ou 6° .
Le lendemain utiliser ou congeler .
Voilà; il y a un petit coup de mains à prendre , mais la satisfaction est au bout !!!
Valio | Miverina eny ambony
Ratoa - 26/06/2009 02:54
Sarotra be izany.
Mividiana fotsiny hena kisoa na omby araky ny quantité tianao fa na 1KG aza mety, misy nofony sy misy taviny tokony ho 1/8 à 1/4 de la quantité..
Totoy
Asio épices izay tianao, raha saosisy gasy dia poivre sy tongolo gasy fotsiny. Ny sasany aza tsy misy tongolo.
Ny saosisy hena kisoa @ tsika no asiana sel nitrité na salpètre 5gr/KG de viande na tendro-tsotro kely kely dia kely.
Rano mangatsiaka 10CL / KG de viande. Afangaroy @ io rano io aloha ny salpètre na ny sel nitrité.
Sesefo @ izay ny tsinai-kena efa voasasa tsara. Raha tsy manana ilay embout miaaraka à ny robot fanaovana saosisy ianao dia entonoir na bambou anesefana azy.
Dia bon appétit;
Valio | Miverina eny ambony
bolida77 - 20/08/2009 15:24
tsotra sady mahomby marina zany miankina aminao fa tiko tsipihana fotsiny de ny hoe TANDREMO NY SALPETRE SAO LASA BDB FA MIVADIKA HO POIZINA ka zay vao lasa hoe MATIN4NY TENDANY TAO!!!!!! mazotoa homana eh!!!!!!!!!!
Valio | Miverina eny ambony
Ratoa - 20/08/2009 16:56
CitationTANDREMO NY SALPETRE SAO LASA BDB FA MIVADIKA HO POIZINA ka zay vao lasa hoe MATIN4NY TENDANY TAO!!!!!!


tean marina mihitsy, izay ny antony ilazako hoe levony anty rano aloha dia afangaroy amin'ny sesika amin'izay
Valio | Miverina eny ambony