mividy vaovao

1. sarxxx ( 10/05/2009 14:22)
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara.
Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr

Manorata dia ho valiana sy omena info ianao.

MIsaotra tompoko,
novalian'i shinning ny 25/09/2009 07:59
2. xxx ( 10/05/2009 14:55)
Mba tonga dia valio eto fa tsy manana mail e! :)
3. shinning ( 25/09/2009 07:44)
tsy maintsy toe-daharaha politika ve sa mety hoe hafa koa ? Inona ny sujet mety mi-interresser anareo ?
LE POLITIKA MANKO TSY FANTATRA INTSONY IZAY TENA MARINA !!!!
4. shinning ( 25/09/2009 07:59)
tsy maintsy toe-daharaha politika ve sa mety hoe hafa koa ? Inona ny sujet mety mi-interresser anareo ?
LE POLITIKA MANKO TSY FANTATRA INTSONY IZAY TENA MARINA !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.118