mitady tononkira

1. rajy ( 28/04/2009 09:16)
Sao de mba misy mahay fa tsy fantatro ny mpihira sy ny titre fa misy toy izao ny tonony
ny fahantrana ve? Zay tsy azo hidifiana mahereza sombinaina fa ny eto fivahiniana o!
Ny ady ve? Zay tsy maintsy atao
Ny ady ve no ampilofika anao
Fa any andro any volana
Iza re no mety ahalala?
Tsy hisy intsony angamba ny olana
O mahereza re ry malala

De ty koa misy hafa sao mba misy mahay :
Ty ndray hiran'I andrilalaina (mahatsiaro) no titre. Toy izao ny tonony sasany

Rehefa milentika anie
Ilay masoandro
Toa manirery aho
Malahelo foana

De toy izao ny ref
Tsapanao ny ao ampoko ao
Tsapanao izaho tia anao
O! E !
Ny fanantenako anao ry ray
Anolotra azy antratrako indray saingy lala o
Zay lay tina e
Ny faniriko anilanao

Misaotra an'zay afaka manome
2. tsivery2017 ( 21/04/2018 10:46)

rajy:

ZANDRY GASY -MAHEREZA NY TITRE -INTY MANRAKA ITY NY LIEN CLIP YOUTUBE
https://www.youtube.com/watch?v=3PlzKXTYZkU
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0954