Fanambarana : Ny antony nitiavako an\'i Ravalo ?

1. essera ( 20/04/2009 13:21)
Ho an\'izay te hahafantatra kely ny antony tena nitiavako an\'i Ra8 tamin\'izany fotoana dia tsotra :
Ny nitiavako azy :
1 - Kristianina izy satria nilanja ny maillot an\'i FFKM ka dia velom-panantenana aho fa izay vao mba ho olona matahotra an\'Andriamanitra no hitondra ny firenena.
2 - Merina izy : aza taitra be tampoka fa tsy hoe mpanavakavaka akory aho fa sambasamba hatramin\'ny fahaleovan-tena vao mba nisy indray olona avy eto afovoan-tany eo amin\'ny fitondrana, ka mba lasa ho fierté izany ilay nitsanganany hitondra.
3 - Tsy olona vao hitady saosy fa efa nisy atokona.

Ny nankahalako azy dia novizaniny daholo ny antony itiavako azy nahoana :
1 - Ilay fivavahana no natao fitaovana fotsiny ihany rehefa dinihina. Ary efa nivadika politika mihitsy.

2 - Tena lasa nivadika ohatra ny tenin\'ny any amin\'ny lakaoty hoe \"malama loha\". Tenda-kanina be tsy nahalala oniny avy eo ka potehiny daholo izay mety manakantsakana ny sakafony. Tsy fierté intsony fa tena nivadika bibidia.

3 - Hay vao mihananao nihoatra ny mety satria dia nanaovana ampihimamba ny toekarena malagasy.

Simba tanteraka ny fahatokisako an\'i Dada ka miala tsiny aho fa na hatramin\'ny lalam-panorenana aza kitikitihinao amin\'izay maha-diavolana ny sainao. Ny antoko politika efa kely foana sisa no tsy nanaovana fanambarana ampahibemaso hoe \"na miaraka aminay na tsy miaraka aminay\". Izay miaraka aminay dia mahazo subvention. Mapmé b.
Ry zalah ao ambany ao moa dia miteny hoe avoahy ny taratasy porofo. Tadidio fa spécialité an\'i Dada ny mamorona dossier hitoriana olona, ka aleo tsy dossier foronina no hanenjehana azy fa dossier mitombina tsara. Ao ve ?

Mbola betsaka ilay antony nanampy trotraka an\'ireo fa tsy hoe Essera no miondana TGV. Leo nareo raha hotohizako fa aleo aloha hatreo.
novalian'i nancy ny 20/04/2009 16:19
2. penguin ( 20/04/2009 13:25)
Tsy mandalina ny resak'i essera mitapy IZAHAY ARA-DALANA.
MIALA TGVENDRENA NA AHOANA NA AHOANA.
3. MONGAB ( 20/04/2009 13:30)
efa soir avokoa isika ra peng fa aza maivava eto sao ny fakantsika mihintsy no hiongatra , dieny mbola mamindra fo tgv dia hakombony ty vava !! zà hitsoaka any fianarantsoa fa ndrosany mijanona eo ra mitady probl
4. xxx ( 20/04/2009 13:31)
i penggggggggggggg mpihinana bàkiraron'ny ra8 malamaloharatsy :^)
5. molota ( 20/04/2009 13:33)
MIALA ny tgvENDRATAY tsy misy maharesy ny vahoaka eo ééé ny TOLONA tsy mijanona ra tsy mialà ny HAT mazava!!! :-D
6. xxx ( 20/04/2009 13:37)
tsy nahazaka ahitra maina angaha i molota
7. essera ( 20/04/2009 13:40)
- Raha vao miten ratsy ianao ry Molota miresaka aminay dia midina eo ambony seza eo aloha dia ery amin'ny tsihy ianao mipetraka fa tsy mahazaka. Aleo ny lehibe miresaka fa mbola tsy ampy taona tampoka enao no mitady tsy nandalina kely akory education civile.

- Rapenguin ndray dia efa potika tanteraka ohatran ny bisky voitsaky ny cylindre ka "hanaraka anao a ravalo malala ... lalala" sisa no hira ventesiny ombieny2. Ampiako kely rapenguin. Efa ela no nofonosina tamin'ny ara-dalàna ny resaka maloto teto amin'ny firenena (minia mikipy foana izahay hatram zay fa zara aza nipoaka ihany ny 2009).

- TGVendrana ange no nahavita nandrodana ny CRACK teto amin'ny tanana ka tsy crack intsony izany no fiantsoana an'dra8 fa mbola VENDRANA NOHO I TEGVENDRANA . :-D :-D :-D :-D :-D
8. penguin ( 20/04/2009 13:43)
MILA TGVENDRANA
9. Oay ( 20/04/2009 13:54)
Ok ra-essera a! Saotra é! Mazava be ka tsy mila ampiana ary tsy mila hanalana fa d AKA NO KACHI!
10. penguin ( 20/04/2009 13:55)
TGVENDRANA MIALA FAINGANA
11. xxx ( 20/04/2009 14:07)
essera a, aiza i Tonton ODON ?
12. xxx ( 20/04/2009 14:16)
mba hilazao président tena nanao ny tsara tsy nisy nokianina mihitsy hoe ry essera sy oay, ianareo sy rakely loha filohanareo mantsy zao tsy misy nininona atao afa tsy ny manenjika sy mihogahoga ny tsy mety nataon-dra8, tsy misy zava-bita na kely aza fa d mitsikera fotsiny, ny teo ihany ary zao no haveriny, efa amoron-tevana kely sisa d hidoboka!!
13. Oay ( 20/04/2009 14:20)
xxx:

essera a, aiza i Tonton ODON ?



efa tsisy dinika intsony ny fahitako an'izy ity ry XXX fa efa AKA NO KACHI é!
14. penguin ( 20/04/2009 14:22)
TGVendrana miala ary efa mandrovotsihy sahady.
15. Mirananirina ( 20/04/2009 14:39)
essera,lazao indray ny hitiavanao sy ny tsy hitiavanao an'i tgv :)
16. molota ( 20/04/2009 15:30)
HAT=Hivarina Atsy amoroTevana :-D :-D
17. nancy ( 20/04/2009 16:19)
ka aleonao ihany izany i tgv, izay vao may nanapotika, nandoro ny mba zavatra kely nananan'ny malagasy?
aleonao ihany tgv namoaka ny gadra hampitombo ny vono olona sy ny korontana eto Mcar?
aleonao ihany i tgv tsisy programa mba neritreretina akory hampandroso an'i Mcar?
aleonao ihany tgv izay tsy mba manao zvt ara-dalana fa tonga de asan-jiolahy?
aleonao ihany i tgv manao mannequin eraky ny tanana?
....

fehiny: ZERO ianao.


essera:

Ho an\'izay te hahafantatra kely ny antony tena nitiavako an\'i Ra8 tamin\'izany fotoana dia tsotra :
Ny nitiavako azy :
1 - Kristianina izy satria nilanja ny maillot an\'i FFKM ka dia velom-panantenana aho fa izay vao mba ho olona matahotra an\'Andriamanitra no hitondra ny firenena.
2 - Merina izy : aza taitra be tampoka fa tsy hoe mpanavakavaka akory aho fa sambasamba hatramin\'ny fahaleovan-tena vao mba nisy indray olona avy eto afovoan-tany eo amin\'ny fitondrana, ka mba lasa ho fierté izany ilay nitsanganany hitondra.
3 - Tsy olona vao hitady saosy fa efa nisy atokona.

Ny nankahalako azy dia novizaniny daholo ny antony itiavako azy nahoana :
1 - Ilay fivavahana no natao fitaovana fotsiny ihany rehefa dinihina. Ary efa nivadika politika mihitsy.

2 - Tena lasa nivadika ohatra ny tenin\'ny any amin\'ny lakaoty hoe \"malama loha\". Tenda-kanina be tsy nahalala oniny avy eo ka potehiny daholo izay mety manakantsakana ny sakafony. Tsy fierté intsony fa tena nivadika bibidia.

3 - Hay vao mihananao nihoatra ny mety satria dia nanaovana ampihimamba ny toekarena malagasy.

Simba tanteraka ny fahatokisako an\'i Dada ka miala tsiny aho fa na hatramin\'ny lalam-panorenana aza kitikitihinao amin\'izay maha-diavolana ny sainao. Ny antoko politika efa kely foana sisa no tsy nanaovana fanambarana ampahibemaso hoe \"na miaraka aminay na tsy miaraka aminay\". Izay miaraka aminay dia mahazo subvention. Mapmé b.
Ry zalah ao ambany ao moa dia miteny hoe avoahy ny taratasy porofo. Tadidio fa spécialité an\'i Dada ny mamorona dossier hitoriana olona, ka aleo tsy dossier foronina no hanenjehana azy fa dossier mitombina tsara. Ao ve ?

Mbola betsaka ilay antony nanampy trotraka an\'ireo fa tsy hoe Essera no miondana TGV. Leo nareo raha hotohizako fa aleo aloha hatreo.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1533