Tratry ny fety I Bilakarenjy

1. soanja ( 19/04/2009 19:10)
Miarahaba sy manoroka an'i Bila amin'izao andro fetinao izao.

Soanja mivavaka hatrany ny momba anao! :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l)
2. sipagasy ( 19/04/2009 22:53)
tratry ny fety izany e!!!!
3. soanja ( 20/04/2009 02:45)
sipagasy:

tratry ny fety izany e!!!!

Njy koa mahazo bisous na tsy fetindry aza.

:-* :-* :-* :-*
4. bilakarenjy ( 20/04/2009 06:03)
Misaotra tena nahatsiaro sy nitondra am-bavaka ry soanja a!. Tsy adino koa i sipagasy .
manoroka mamy be anareo sy zay rehetra mahatsiaro ho namanako .
5. fahamarinana ( 20/04/2009 07:24)
:arrow: Na tsy mbola namana aza fa namana serasera dia faly ihany koa miarahaba anao tratra ny fety e! Mirary soa ! (l)
6. soanja ( 20/04/2009 16:57)
fahamarinana:

:arrow: Na tsy mbola namana aza fa namana serasera dia faly ihany koa miarahaba anao tratra ny fety e! Mirary soa ! (l)

Faha koa mahazo oroka amiko androany sy amin'ny ho avy rehetra.

:-* :-* :-* (l)
7. soanja ( 20/04/2009 16:59)
Bila o, Mba tantarao anay ny fetinao raha sitrakao? Raha tsia dia tsy manahy. :-* :-* :-* Mino aho fa feno hira sy dobodoboka aponga! Avy aty amiko ny betsaka amin'izany an!
8. bilakarenjy ( 21/04/2009 21:10)
fahamarinana > de faly mandray anao ho namana mahafinaritra ko .
Soanja >nisy fety noman\'ilay namana iray izay efa fotoana ela ka sendra nifanandrify t@ io andro nahaterahiko io ny fotoana nanaovana ny fety satria izay no nisy trano nalalaka dia toy ny hoe nanomana ihany .
Nisy tokoa ny hira sy ny vazo niarahana t@ ireo ngeza eo @ resaka jazz zay nibahan-toerana tokoa satria miaina ao anatin\'ny jazz ilay namako io .Samy nahazo ny tandrifin\'azy na dia izany aza .
Ny namako ihany moa no tena nahalala ny andro nahaterahiko sady nanantena ny hisy hira sy tsinjaka tokoa ,t@ io saingy nomena sehatra ireo mpanao jazz fa @ manaraka mbola manafana manokana za .
9. soanja ( 22/04/2009 00:16)
bilakarenjy:

Mahafinaritra be tokoa izany. Misaotra indrindra nizara ny masaka tany. Ny tenako koa dia mankafy Jazz!

:-* :-*
10. fahamarinana ( 22/04/2009 11:09)
bilakarenjy:
fahamarinana > de faly mandray anao ho namana mahafinaritra ko .

:arrow: misaotra e! :D (l)
11. bilakarenjy ( 02/05/2009 06:05)
fahamarinana > tsy misy fisaorana e! , mankasitraka .
Soanja >fa rehefa ela be le izy mankaleo ihany ko ,indrindra rehefa ataon-dry zalahy lava be ny feon-kira na hira iray .Misy maharitra 20mn mihitsy vao tapitra .
Ary tianao daholo zany ny karazana gadon-kira rehetra an!.mahafinaritra be zany . Za koa torak'izany .
12. diamondra27 ( 13/05/2009 08:08)
o rabila a, ratry ny fety e.
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2957