Vita soamantsara tamin'ny faran'ny herinandron'ny paska teo ny RNS 2009 izay natao tany Nantes . Nisy "Stands" maromaro tamin'izany ka nanana ny "Stand"-ntsika isika tamin'izany nampahafantarana bebe kokoa ny site serasera.org sy ny zavatra misy ao anatiny.
Isaorana manokana tamin'ny fitazomana ny Stand serasera.org tamin'izany i Sipagasy sy Always.
Isaorana koa izy namana tonga ka nandalo nitsidika ny Stand. %isimisy ihany izy ireo.