sakafo

1. noeline ( 03/04/2009 14:24)
i noeline ihano mampitany hafatra ny sary mombamomba ny sakafo no torohevitrany noeline dia mangataka ny sary
novalian'i mmmhh ny 12/05/2009 12:48
2. Mirananirina ( 04/04/2009 14:48)
8O 8O 8O
3. sarobidy ( 07/04/2009 07:15)
Tsy azoko mihitsy,
Salut Noeline, sary inona no angatahinao?
4. Baovola2 ( 09/04/2009 15:02)
8O 8O 8O iza no resahin'i noeline e?
5. sarobidy ( 10/04/2009 13:57)
Mangataka sarina sakafo ngamba izy raha ny fahazoako azy :p
6. fahamarinana ( 11/04/2009 08:08)
:arrow: :-D :-D tsy hiverina ve izy ry zareo hanome fanazavana misimisy kokoa raha tena ilainy ? (l)
7. ni81 ( 11/04/2009 19:29)
:lol: :lol:
8. mirana5 ( 13/04/2009 18:09)
manao teny tsy lao-body ny dikan'nizany รด?
9. mmmhh ( 12/05/2009 12:48)
Zao no fahazoako ny tenin'i Noeline, mangataka i Noeline mba hasiana sary ilay recette proposer-na eto ireny,
Mba asiana sarin'ilay sakafo zany miaraka @ le recette e,

sa tsy izany no tian'i Noeline tenenina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2391