Sakafo, akanjo sy ny sisa ho an'ny zazakely

1. merenoel ( 31/03/2009 08:19)
inona avy ry reto no sakafo azo omena ny zaza 6 mois, difersifier ono nefa ny zavatra omen'ny pediatre de ray iany, hany ka efa leo le zanako de tsy de mety minana tsony,
ny akanjo ndray aiza nareo no mividy akanjo tsy de lafo lotra nefa tsara
novalian'i merenoel ny 17/06/2009 08:55
2. ni81 ( 31/03/2009 09:04)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49cbb92203241#m49d12fe865356
3. karinah ( 31/03/2009 16:39)
Jereo ny site an'i "La redoute" fa manana akanjon'ankizy tsara sady mirary izy!
"Kiabi" koa tsara sady mirary ny vidiny.
4. karinah ( 31/03/2009 16:44)
...adinoko: "C&A" ihany koa tsy lafo!!!
5. Mirananirina ( 31/03/2009 17:14)
zaza 6 mois izany efa afaka omena légumes sy fruits fa purée.Tsy asiana morceaux na kely aza.Azonao omena pots(blédina no tsara kokoa) eny aminy grande surface ireny koa

Ny akanjo indray, be solde indray izao.Fa mandehana mijery,hitako mora no tsara dio FABIO LUCI,misy koa KIABI,GEMO,HALLE,ny tena mora koa grande surface AUCHAN ohatra ,tena RATSY indrindra dia tati(mora simba sy mora rovitra).Mazotoa e
6. welie ( 04/04/2009 10:36)
Raha ny akanjo aloha ny ahy t@ mbola kely mintsy ny zanako d zay mora ihany no vidina satria tena iray segondra d tsy atonona intsony... eny @ marché koa misy mora be na eny Barbès (raha sur Paris)... Akanjo vaovao doly ireo fa tsy frigany akory ka! :-P
D ny sakafo indray d efa afaka mihinana legumes na fruits... en purée (compote)... presser-na @ mixer na koa ireny efa nolazaina teo ambony ireny hoe petit-pot koa. Ny mety mandreraka kely foutsn avy eo d ny zanako jusqu'à 1 an et demi d tsy mety mihinana sakafo amboariko fa zatra tsiron'ilay petit-pot (même à 2 ans izy tsy maintsy omeko sakafo vita ireny ilay @ assiette kely ireny 3-4 fois par semaine fa tsy tiany tsirona sakafo andrahoko
:(
7. merenoel ( 06/04/2009 08:56)
ka za aty mada anie, misy iany mpivarotra akanjo fa oatran'ny tsy de tsara, ami score misy fa lafo lotra e, ny sakafo izy efa nomeko purée de legume fa inona ko no variation afa azo omena azy
8. Lejoba ( 06/04/2009 11:27)
Ireto vehivavy ireto ho'aho tsssssssssss, izaho efa ela no saika hanao remarques hoe fa angaha moa tsy any Dago i merenoel satria izay no ao anatin'ny momba azy. Barbès aho hoe, Tati , la Redoute sns
ny namana ho'aho namana ihany
=)) =)) =)) =))
merenoel > raha ny akanjo toy ny body sns dia sarotsarotra ny qualité any Mada, misy ihany @ ireny zazakely sns ireny. Fa ny vidiny no lafolafo satria saika mitovy @ aty an-dafy.
Fa raha ny akanjo ivelany dia ny mampanjaitra no ahazoana indrindra , ny vita sinoa matetika synthétique tsy tsara ho an'ny zaza, raha tsy hoe vonona ny hitsingoloka angaha (fripy).
Talohan'ny krizy politika koa toa nisy tsara tao @ Pochard tao rehefa alakamisy, asa raha mbola any ihany
Anontanintanio ny mpiara-miasa eh
9. welie ( 06/04/2009 12:54)
=)) =)) =))
Zafady aza ry merenoel fa tsy nijery le mombamomba anao zay a! :/
Merci akia ry lejoba a! :lol:

Manjaitra marina akia no tsara raha ny akanjo ivelany a!

Ny sakafo d raha any Dago ihnay toi d tsy misy ohatran'ny amboarin'ny tena (sady matsiro le any an!)... d ranon'ilay légumes nandrahoana iny kou azo omena sotroin'ny zàzà...
10. merenoel ( 09/04/2009 06:15)
ok merci daholo aki a, ary reny pti po ren v tsra e,
11. welie ( 11/04/2009 17:53)
Ny tena tsara akia dia ny sakafo amboarina ao an-trano a!
Ny zanako no hafahafa fa dia tsy tiany ny sakafo amboariko (nefa tena matsiro be handramako an ;) ) fa dia ptit pot ihany no tiany (nefa raha ny tsirony aloha d tena tsy ao e :( )... bon ny ahy aloha rehefa mihinana fotsiny izy d zay satria somary mifidy sakafo (sauf refa ptit pot bien sûr laniny tsara tokoa... na 2 pot ana 260g aza).
Sady lafo koa anie ilay ptit pot raha any Madà no hividy eny @ grande surface e! Raha ilay Blédina dessert aloha tsy maninn fa raha ny sakafo atoandro d manamboara akia...
12. rasobakobako ( 15/04/2009 07:19)
SAKAFO
Ireto avy no tokony hoanin'ny zaza na olondehibe isanandro
- ronono
- voankazo
- hena
- legioma
- voamaina
- vary, katsaka, sns
- rano
Dia anjaranao ny mandanjalanja fa toy izao no fanaoko raha mety aminao, dia manao calendrier kely aho ao anatin'ny 1semaine, dia mba tsy hampitombo dépense, dia ataoko mifandraika amin'ny an'ny zazakely ny anay lehibe. Dia toy izany koa ny ora fisakafoanana, vao manomboka misakafo ny zanako dia ataoko mifandraika amin'ny oranay lehibe, ny atoandro fotsiny izy no mihinana alohan'ny ahatongavanay satria vao mahita ahy izy dia nono no ao antsainy ka tsy misakafo intsony.
Omeko ohatra ianao eto :
6h matin :
- kobambary + patsa mena (efa voatoto anaty bocal io dia maka fotsiny isanandro)
- na farilac
- na kobambary + totomboanjo (sira na mamy)
9h
- yaourt
- na fromage
- na blédilait sy biscuit
12h
- kobambary + légume + (hena, na akoho, na nofontrondro raha tsy patsa ny maraina)
16h
- voankazo : papaye, na tomate mixena tsisy rano dia tamisena, na akondro (voankazo mahavoky izany e!)
19h
- vary aminanana
- na pate + kotomila (zava maitso)
Rano betsaka araka izay ilainy,

Dia ireo hatrany no averimberiko, ho hitanao fa tsy mandany vola ireo, matsora kokoa rehefa mbola kely ny zaza, fa atao marihitra arakaraka ny itomboany, tsy atao be loatra koa ny quantité fa rehefa voky izy dia ajanona fa tsy forcena. Misy ny pédiatre mampifangaro sakafo @ blédilait na fromage, ny ahy kosa omeko azy amin'izao ireo satria sao tsy laniny ny sakafo dia simba fotsiny nefa ireo lafo. Aza adino ny voatavo sy ny goavy alàna voany, fa tsara be ho an'ny zaza. Tsy dia ilaina ny vitamine fa tsara ny natoraly. Tsara koa ny petit pot raha mahatakatra ianao, kanefa faty antoka raha tsy laniny.
Misy koba soa na idealy amidy eny @ mpivarotra.
Hatramin'ny 1an et demi dia tsara raha mixer-na ny sakafonjaza
Hatramin'ny 3ans, dia tsara raha karakaraina manokana ny sakafonjaza
Fa miankiana amin'ny ray amandreny ihany io, misy koa ny zaza tia sakafo azo tsakoina.

FITAFIANA INDRAY IZAO
Misy ny olona tsy tia friperie fa izaho aloha tia e! satria mora nefa tsara, mba coton ireny, nanandrana nankany @ zazakely ihany aho, sy boutique ho an'ny zaza ireny, saingy 5.000fmg any @ fripy dia 90.000fmg any. Dia aleoko fripy nefa betsaka, vetivety koa ireny dia tsy ho omby azy intsony. Sasana tsara fotsiny

Ny kiraro izao 150.000fmg any @ vaovao, nefa 15.000fmg any @ fripy

NY COUCHE
Tsara raha 8mois ny zaza dia zarina mipipi @ pot, vao mifoha dia atondrotra hi-kaka, rehefa zatra ora ny zaza dia tsy mila couche intsony, satria tsy hanaiky hiala izy na mianatra aza (efa tratran'io problème io aho)

MAHEREZA MITAIZA E! mahafinaritra io!


13. kofbay ( 04/05/2009 11:25)
slt daholo e! tsara daholo ny hevitra fa ilay petit pot bledina no sarotra, satria tsy rehefa hoe bledina dia mety daholo! misy fenitra betsaka tokony arahana io ary mifameno fa tsy hoe zara aza aloha misy 1 azo atao ambava, ao ohatra ny mon 1er petit pot, ma 1ere bledine, n bledidej, bledi a boire, bledicrem au lait infantile, bledisoup, pots essentiels, compotine bledi fruits izay mbola mizarazara catégorie samihafa; gouter, dessert, lait infantile, plat principale sns izay ndraindray dia tena tsy hita aty akory, na dia etsy @ Metropole izay milaza fa representant an'i bledina aza, ankoatran'izay raha mandeha eny amin'ireny mpivarotra bledina ireny ianao dia tsy hainy akory ny fampiasa azy! misy ohatra ny bledina sans gluten natao ho an'ny zaza 4 mois vao manomboka diversification alimentaire dia misy ny avec gluten efa natao ho an'ny zaza 6 mois miakatra ary raha vao tsy mahay fa manome bledina avec gluten ho an'ankizy -6mois dia mety hahita blem resaka allergie be! Raha n politika alimentaire ho an'ny zaza eto madagasikara dia tsy azo atao ny mivarotra sakafon-jaza latsaky ny 6mois, ka ny produits bledina dia saika manomboka 6 mois avokoa ny misoratra @ fonony na dia natao ho an'ny zaza 4 mois aza n sasany, ka raha vao tsy hainao ny mamantatra ireo produits bledina ireo, sady koa hoe tsy mbola mahay manoro hevitra akory ilay pharmacien na mpivarotra dia mety hanaonao foana ka sady very vola no hankarary zaza! Fa raha ny tena tsara dia aleo manaraka ihany ireny torohevitry ny pediatre mifanentana @ zava misy eto an-toerana, fa tsy hihevitra foana hoe vao vita vazaha, na lafolafo dia tsara foana, na hoe mba te hifrime sns fa rehefa tsy hay ny mampiasa azy dia aleo foana manontany pediatre momban'izay tokony hatao
14. merenoel ( 17/06/2009 08:55)
oui, merci an'reo reetra namaly, de misaotra manokana an'i rasobakobako, nande teny ami fripi toko aho, teny isotry fa de oaaaaaaiiiii tena feno karazany 10 000f defa maazo pull tena mafana sady tsara beuh, feno ao ny garderobe nle zanako, misy aza mbola tsy nanaovany akory, fa tsara de novidiana e,
ny sakafo indray efa mihinambary izy zao, fa mbola mixer ko, efa 8mois et demi mantsy izy, ny sakafo de fait maison daholo, ny dessert ko nataoko naturel daholo afa tsy le voankazo sarotra tadiavina ireny de soloiko petit pot, tena mafinaritr ny mitaiz sy mikarakara zazakely e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4582