southpark sy ny politika

1. sitlo ( 26/03/2009 04:40)
Nisy southpark vaovao tamin'ny eriny izany ry zareo, dia hoe superhero hanavotra ny tanĂ na dia nefa ilay ry zareo indray no lasa niady.
Tapaka ery ny tsinaiko ilay nahita an'ilay iray nanome ultimatum raha tsy izany hoapoakany ny hopitaly. Tonga dia TGV no tonga tao an-tsaiko.

Dia ilay iray tandroany indray ilay hoe simba ny economie dia inona no fika. Dia misy karazana tournike feno vahaolana. Dia tapahana ny lohan'ilay akoho dia alefa mandehandeha eo amin'ilay izy mandra-pahafatiny. Dia izay ianjerany no raisina. Dia ny iray tamin'ilay izy hoe coup d'Etat. Tsy nanan'aina mihitsy aho nijery an'ilay izy. =))

http://www.southparkzone.com/episodes/1303/Margaritaville.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2393