coup d'etat ireny e!

1. younous ( 17/03/2009 17:42)
raha tena mpivavaka ny radio don bosco tokony tsy nandefa ireny saika itifitra ny general teny antanimena ireny satria asan'ny devoly ireny i andry rahateo moa demony mitafy hodijanakondry
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 12:19
2. zandikely ( 17/03/2009 19:01)
Inona moa ny asany Radio sy ny mpanao gazety?
Mampalala ny vaovao marina ho an'ny vahoaka. Mety ho tsara na ratsy izany vaovao izany dia adidiny ny mamoaka.
Tsy hitako velively mahadiso azy milaza vaovao, angahy Radio Don Bosco naniraka olona manao ny tsy mety, fa amin'ny maha Radio azy dia milaza vaovao izy.
3. sarobidy ( 10/04/2009 12:19)
Tena tsy arako raha vao resaka politikan aleoa ipitsika hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1934