ENY MAHAMASINA DAHOLO NY 18 MARS 2009 @ 10H

1. remibe ( 17/03/2009 12:21)
MANENTANA ANTSIKA JIABY RAMPITSO ENY MAHAMASINA @ 10h IZAY MANOHANA NY ARA-DALANA, MISY MIGAFY NY ONDE MADA FA RADIO FAHAZAVANA NO NANDEFA IZANY, FOSKA LE FANAMBARANA teny @ 13 mai FA NAMETRA-PIALANA NY FILOHA, NEFA EFA MIPARITAKA MANERANA NY GASIKARA LE IZY.
AMPITAPITAO @ SITE REHETRA SNS ...
MIRARY NY FIRAISANKINANTSIKA REHETRA E!
novalian'i mimioa ny 17/03/2009 12:44
2. mimioa ( 17/03/2009 12:44)
tsy azoko tsony ny fikan le radio SASANY eto an-toerana e !! tô mitady hanely vaovao tsy mari-pototra !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2143