Njay ilay feo

1. rafika ( 16/03/2009 08:42)
Mba maniry ahazo ireto tonon-kira ireto tompoko raha azo hatao.
1> Hiran'i Ossy : Njay ilay feo
Njay ilay feo fa tonga indray
Mamaky habakabaka ......

2> Hiran'ny Kintana teo
°° Faraeloma atao @maty

°° Ny hita rehetra
tsy mendrik'ho vady ...;


Misaotra mialoha Tompoko
novalian'i nirin ny 10/09/2019 14:10
2. nirin ( 10/09/2019 14:06)

rafika:

Mba maniry ahazo ireto tonon-kira ireto tompoko raha azo hatao.
1> Hiran'i Ossy : Njay ilay feo
Njay ilay feo fa tonga indray
Mamaky habakabaka ......

2> Hiran'ny Kintana teo
°° Faraeloma atao @maty

°° Ny hita rehetra
tsy mendrik'ho vady ...;


Misaotra mialoha Tompoko


Ahitsio raha misy diso na tsy ampy

Njay 'lay feo (Ossy)

Njay ’lay feo, njay lay feo fa tonga indray
Manako hatraiza hatraiza
Hatraiza hatraiza, hatrany am-pita
N’aiza n’aiza misy anao, handrenesanao izao,
Dia fantaro fa ‘lay feoko, dia ‘lay tenako rehetra
‘Lay tenako, fanahiko, hanatonanao ‘lay feoko
Ho rontsoiko eo anilanao

Na ho aingana na ho ela no hirako ho anao
Dia fantaro, dia fantaro
Fa indray andro any mbola ho avy,
ilay kintana miseho, ‘lay endrikao
rahoviana kosa hono, ‘zany andro izany?
Fantaro, ‘zano andro izany! Fantaro!

Njay l’lay feo, njay lay feo fa tonga indray

3. nirin ( 10/09/2019 14:10)

rafika:

Mba maniry ahazo ireto tonon-kira ireto tompoko raha azo hatao.
1> Hiran'i Ossy : Njay ilay feo
Njay ilay feo fa tonga indray
Mamaky habakabaka ......

2> Hiran'ny Kintana teo
°° Faraeloma atao @maty

°° Ny hita rehetra
tsy mendrik'ho vady ...;


Misaotra mialoha Tompoko


Ahitsio raha misy diso na tsy ampy

Njay 'lay feo (Ossy)

Njay ’lay feo, njay lay feo fa tonga indray
Manako hatraiza hatraiza
Hatraiza hatraiza, hatrany am-pita
N’aiza n’aiza misy anao, handrenesanao izao,
Dia fantaro fa ‘lay feoko, dia ‘lay tenako rehetra
‘Lay tenako, fanahiko, hanatonanao ‘lay feoko
Ho rontsoiko eo anilanao

Na ho aingana na ho ela no hirako ho anao
Dia fantaro, dia fantaro
Fa indray andro any mbola ho avy,
ilay kintana miseho, ‘lay endrikao
rahoviana kosa hono, ‘zany andro izany?
Fantaro, ‘zany andro izany! Fantaro!

Njay ’lay feo, njay lay feo fa tonga indray

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3578