champignon

1. tongologasy ( 06/03/2009 09:20)
ôtran aôna kay ry reto ny mahandro champignon fa za ts mahay.
le fahandro le am le oui mits no tena tadaviko am zay de milendalenda refa em ampihinanana.merci !!!
novalian'i pissoa ny 06/05/2009 00:13
2. RATOVOARY ( 06/03/2009 13:49)
Zah aloha tsy mahay e! fa azo antoka aloha fa raha misy tongolo lay izy mety hatsiro sady manitr a! mhhhh miam!!!!
3. ni81 ( 06/03/2009 15:24)
:-D :-D
4. Ratoa ( 06/03/2009 18:15)
Bjr
aty andafy ny champignon dia atao tahaka ny épices satria lafo. Fa any Antananarivo misy frais mora be (@ grandes surfaces aty andafy koa mety isy mora ihany.
Sahala @ ny hena ny champignon, na consistance izany na ny substance rehefa misy aminy.
Donc azo ahandrahoina toa ny hena izy, atao sauce rehetra izay tianao. Ahandrahoina @ hena kisoa somary matavy, tahaka ny hena ritra koa izy matsiro.
Dia bon appétit
5. sipagasy ( 07/03/2009 08:24)
raha andrahoina izy dia tsy avela ela @ afo ann, juste hoe rehefa ho masaka iny dia ilay entona aza no manamasaka azy, miamm poulet au champignons noir mmhhh aoka fostiny hihihih

raha atao salade indray dia tena sasao tsara fotsiny dia teteho e!!!

dia mazotoa homana.
6. pissoa ( 06/05/2009 00:13)
Hanina manta ! Tsy mananihany aho, fa za aloha tia champignon manta e - tsy haiko ny anaran'le karazany tena tiako. Ohatra hoe ampiarahina amin'ny salady na atao salady mihitsy. Sinon atao otran'ny manao maskita, fa tsy avela ela loatra eo amin'ny afo. miam miam

Raha tsy maitsy andrahoina dia miaraka amin'ny akoho no tena tiako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1546