Arabaina tongasoa ny vahiny ry Dailynews

1. soanja ( 21/02/2009 16:02)
Miarahaba an'i Dailynews tongavahiny kely. Mirary soa indrindra ho anareo ary maroroa taiza. Hitombo hatrany anaty fifaliana sy fahendrena ary fahatontosana feno anie ny fara mandimby!

Soanja tsy manadino. :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l)
novalian'i tywa68 ny 22/02/2009 07:49
2. ndenn ( 21/02/2009 17:57)
soanja:

Miarahaba an'i Dailynews tongavahiny kely. Mirary soa indrindra ho anareo ary maroroa taiza. Hitombo hatrany anaty fifaliana sy fahendrena ary fahatontosana feno anie ny fara mandimby!

Soanja tsy manadino. :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l)


Tonga soa รด
(l)
3. tywa68 ( 22/02/2009 07:49)
Arahabaina ny ray amandreny hitaiza valiha e ! maroroha taiza d tongasoa zaza (vavy sa lahy ?) :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.275