mitady fiara aminy faritry cote d'azure,marseillena italie!

1. ndrin ( 10/02/2009 18:47)
manahoana daholo, mitady ireto fiara ireto ny tenako, satria misy ilaina azy
maika dia maika,renault na twingo,peugeot 106, na 206,na citroen mbola tsara e!
alohany andehanako any aminy concessionnaire na garage dia aleoko aloha manontany ny mpiray tanindrazana amiko,de aleo ho azy ny vola
prix:800 euro max ,livrééna ao nice
misaotra
novalian'i ndrin ny 11/02/2009 09:19
2. ndrin ( 10/02/2009 18:50)
saika adinoko fa ilaiko alohany sabotsy,
3. natiora ( 11/02/2009 07:04)
Be dia be occasion @ ireny aty nice ry bainina
4. ndrin ( 11/02/2009 09:19)
natiora:

Be dia be occasion @ ireny aty nice ry bainina


ok, misy ange, mahita garage milay hividianana anga ty, tairo adresy ny kofy e,aleoko garage iany fa ny mividy internet mamitaka,sao de mividy carrosserie eo ko!saotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2118