tiripy

1. simplex ( 08/02/2009 19:44)
sali,

misy fika speciale fandrahoana tiripy nga kay?
toa elabe le izy mbola mafibe ihany... kozy tsy efa adiny 2 zay lelika eee :roll: maty noana eto ny hiafarana :^) :^)

merci,

;-)
novalian'i pseudo38 ny 16/06/2009 16:12
2. mirianah ( 08/02/2009 19:48)
simplex:

sali,

misy fika speciale fandrahoana tiripy nga kay?
toa elabe le izy mbola mafibe ihany... kozy tsy efa adiny 2 zay lelika eee :roll: maty noana eto ny hiafarana :^) :^)

merci,

;-)



:-D :) adiny 2 be zao loll ndana manao sakafo hafa aingana... :°)
3. simplex ( 08/02/2009 19:53)

:-D :-D :-D :-D
tsy zany fa te hinana tiripy be mintsiny ah :p
fa efa laniko ny desera ka :lol: :lol:

dia ahoana ny fomba mampahaingana anazy kay
:P

sali sali an :-*
4. mirianah ( 08/02/2009 20:01)
sali sali ;-) :-*
hatao anaty kôkôty minita ka , :°)
5. simplex ( 08/02/2009 20:06)

keeeeeeeeeee
tsy poinsa zany fa tsy manana ah :)
peako @ zao io ra vao mistyle ela loatra eo :°)
za hirara ;-)
6. heidi ( 08/02/2009 20:07)
ny ahy mbola ao anaty congélateur ao fa mitady tsaramaso hafangaro azy tsy mahita, naninona rah nandrahoina tanaty kokoty minita????
7. mirianah ( 08/02/2009 20:10)
:lol: tanjemo aza sao mitsôka am zany ny nify ko lasa mila solonify :-D vao oe aizaaa ny folonify mamaaaaa :-D :-D :°)
8. simplex ( 08/02/2009 20:12)

tsisy kokoty minita retsy aa
za ve nahalala :)

le tsaramaso aloha otran'ny hevitra tsara ee... sady mety miara masaka o :P

ny anah ndray tsisy fangarony fa tonga dia tsaky no fetra :-D :-D :-D
9. simplex ( 08/02/2009 20:15)

mirianah,
:-D :-D :-D
hita wa
aleo tonga dia ilay solo nify no ampiasaina dia mba iny no simba eee :roll: :°) :oops: :lol:
10. heidi ( 08/02/2009 20:20)
7. Mpandefa : simplex [ Valio ] 08-02-2009 21:12:51
Lohateny : Re : tiripy

tsisy kokoty minita retsy aa
za ve nahalala

le tsaramaso aloha otran'ny hevitra tsara ee... sady mety miara masaka o

ny anah ndray tsisy fangarony fa tonga dia tsaky no fetra

fa any madà anie toa misy mivarotra tripy hatono tsy mila handrahona elabe izany fa tsaky hatono e! sa???????
11. heidi ( 08/02/2009 20:21)
sao ary dia tripy efa perimé ny anao :-D
12. simplex ( 08/02/2009 20:24)

sao dia voa-kena na ati-kena less zany le :)
tripy ve azo atono?
kozy tsy masiso be iny :{ :{ :{
13. simplex ( 08/02/2009 20:28)

heidi:
sao ary dia tripy efa perimé ny anao
tssssssssssssssss
aiza kosa eee
fa na zany aza misy fiantraikany @ fahamasahany ve ny hoe perimE na tsia? :P
14. mirianah ( 08/02/2009 20:30)
simplex:


mirianah,
:-D :-D :-D
hita wa
aleo tonga dia ilay solo nify no ampiasaina dia mba iny no simba eee :roll: :°) :oops: :lol:



:-D :-D aleo mintsy zay ka , laingako zany an !!!! nify mbola milay be ireo koa ve :-P :-D :°)

normaly rah adiny 2 mbola mafy ka, adiny telo io vao halemy rah halemy :roll: , tonga moa dia ilay efa vita ireny hatao an !!! Tsiss kôkôty tsinn koa :°) , ny tripe mila ketrehina ela rah tiana ho tsara :)
15. simplex ( 08/02/2009 20:32)

chef oui chef

^:^
16. heidi ( 08/02/2009 20:34)
11. Mpandefa : simplex [ Valio ] 08-02-2009 21:24:10
Lohateny : Re : tiripy

sao dia voa-kena na ati-kena less zany le
tripy ve azo atono?
kozy tsy masiso be iny Miverina ery ambony
12. Mpandefa : simplex [ Valio ] 08-02-2009 21:28:17
Lohateny : Re : tiripy


Hoy i heidi:
sao ary dia tripy efa perimé ny anao
tssssssssssssssss
aiza kosa eee
fa na zany aza misy fiantraikany @ fahamasahany ve ny hoe perimE na tsia?


an a an ! toa tripy misy volombolony ireny ka! fa angamba ilay izy tsy handrahoina elabe de malemy raha atono, misy mantsy ny hena arakaraka ny handrahoinao azy elabe no mampamafy azy;....
Sasàna tsara sy diovina tsara kosa de tsy masiso

mba vazivazy ny ahy amin'ilay hoe perimé :-P
17. simplex ( 08/02/2009 20:43)

:D :D
kanefa le izy tena perime :°) :-P 8) 8)
18. heidi ( 08/02/2009 20:59)
KA METY HO IZAY ZANY sady mba tsy narary kibo tao aza toi!
19. simplex ( 08/02/2009 21:12)

ka mitady harary mintsy ny kiboko koa
efa manomboka manenoneno be :(

inona no tokony hatao :?:
20. heidi ( 08/02/2009 21:16)
:-D :-D :-D :-D ka tsy misy afa tsy ny mamoaka azy ao no mahafaka izany marary izany e! misotora ranondaisoa, izany hoe laisoa nalona klks minutes anaty rano mafàna avy mangotraka fa hitsoritika hivoaka ao daholo iznay :-D :-D

fa ahoana tokoa no recettes fandrahoinao azy, nasina inona sy inona, asina sakamalaho sy tongolo ary votabia hono miaraka handrahoina ao de nahandro agasy izany :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1131