Arahaba i Aina :)

1. sipagasy ( 06/02/2009 11:45)
Tsy hay ny hanafina hafaliana @ izao nahatongavan'i Aina izao ry izy mivady koa dia miara-paly aminareo ny eto @ serasera e!!!

Maroroa taiza ô!
http://hery.blaogy.com/post/4/5976
Arahabaina i Hery sy i H. ary i Aina kely e!!! (l) :-* (l)
novalian'i fraj ny 19/03/2009 13:50
2. booboo ( 06/02/2009 12:06)
Mamerina ny fiarahaba ato indray ô ! maroroha indrindra ny taiza. Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho an'ny fiainanareo 3 mianaka ! :D
3. ni81 ( 06/02/2009 12:10)
Mamerina indroa tokoa hono manana ny antitra (izay moa ilay fiteny? :lol: ) Dia mahazoa tanjaka haingana ny reniny dia mitomboa tena sy saina ny zaza e! Tsy adino koa ny rainy izay mikarakaraka an'izy mianaka o!
4. dadasy ( 06/02/2009 12:50)
Hombana manana ny fiarahabana efa natolotry ny rehetra! dia mirary fahasalamana ho an'ny reniny sy ny zanany, ary fahazaotoana ho an'ny rainy!!!
5. fahamarinana ( 06/02/2009 12:54)
:arrow: arabaina ny Ray aman-dreny o dia maroroa taiza e! :) (l)
6. myaina ( 06/02/2009 13:39)
Arahabaina fa nomen'Andriamanitry ny fara (na di a dimby aza an! lol!), d maroroha taiza e!!
7. Samoana ( 06/02/2009 13:41)
Arahabaina sefo nitondra "Aina" vao ho mpandimby rahatrizay a! Tsiky de ampy rehefa mitaky nono amin'ny alina e :-D . Ampitao amin'ny reniny koa ny arahaba sy ny firariantsoa ary dia maroroha taiza ô :wink:
8. tywa68 ( 06/02/2009 13:52)
Tongasoa Aina :-* :lol: d mirary soa sy fahasalamàna ho anareo mianakavy kely : maroroha taiza ô :wink:
9. ainaheri ( 06/02/2009 14:24)
Arabaina nahazo lahy tahaka andrainy zany ee,d maharoroa taiza ee
10. yuka ( 06/02/2009 14:31)
Arabaina fa nahazo fahasoavana ry izy mivady aa!
maroroa ny taiza dia mbola tsy ampy enin-dahy sy fitovavy :-D :-D
vazivazy hono iray andalana,fa mirary soa ho an'i Aina sy ny nahitany masoandro ny tenanay :-* :)
11. vale ( 06/02/2009 15:58)
:) Tongasoa i Aina dia arahabaina ihany koa ny Dadany sy ny Neniny !!! :-* :-* :-*
12. heidi ( 06/02/2009 16:30)
mbola mamerina ny fiarahabàna an'i hery mivady ato indray izany na efa nandefa aza tary.... maroroha taiza de ny manaraka koa e!
13. ftma ( 07/02/2009 11:01)
Tonga soa Aina! mitombo ihany ny mpandimby antsika ato :)
mirary soa hoanareo telo mianaka e
14. Lejoba ( 09/02/2009 13:43)
Nomen'Andriamanitry ny fara eh
:-* :-* :-*
15. sitlo ( 09/02/2009 23:56)
Nahazo Aina mihitsy an
16. kotobekibo ( 10/02/2009 18:42)
Izao lé hoe " naniry zaza ka tera-dahy " ka d arabaina nareo mitsam , tonga soa koa élah less Aina kely a! ;-)
17. ikaretsaka ( 19/02/2009 22:55)
ataovy moramora ihany fa manaitra zaza
18. ndenn ( 21/02/2009 18:04)
Bienvenu au paradis mon petit ami !
19. fraj ( 19/03/2009 13:50)
faly tena faly aho tafiditra tafaresaka am C ka in vaovao any lony e!maniry ny hiresaka mivantana aminao ny tenako banby kely ty ryC a!ka in no ataoko @zany sa ny emaill ako no omeko anao :ty mba raiso frajaobelison@yahoo.fr d valio@ meil raha mety ok! :-* a+
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2821