diniho kely

1. lemats ( 06/02/2009 08:24)
Faly miarahaba anareo mpamaky
Amin'izao toe-drahara misy eto @ Firenena izao dia mba manana hambara ihany aho
-Mahagaga ahy ihany isika malagasy :rhf ms hetsika ara-politika de mampiasa hery foana no mba fanehoan-kevitra;mamotika ny fanana-bahoaka( RNM,TVM, lalàna,sns...),fantatra fa ao anatin'ny fo mafana isika nefa ts tokony hikasika ireny fananam-bahoaka ireny ,tokony ho an'izay mampitondra faisan izao fiainam-bahoaka izao no kitiana rh toa ka tsy maintsy anao izany ihany.Vokany be ireo ts mahara-baovao,- ,indrindra fa ny eny ambanivitra ...Tsy mety ve raha mba @ fahanginana feno fahendrena no hanehoan-kevitra , isika Malagasy efa malaza hendry ihany,sdy ef film ef mandeha daholo ireo miseo ireo
-Volaza tokoa fa isika Malagasy olona tia mitandro fihavanana sy Fiarahamonina ; marina tokoa izany satria tsy mbola nisy mihitsy Firenena ka manao toy ireny fomba fanaontsika Malagasy ireny ohtr raha misy maty d misy ny fiaraha-miory sy ny fanomeza-tanàna,ts hita izay maharatsy izany ,indrindra fa ireo fomba taloha izay manamafy orina ny Fiarahamonina (',tokony jerena akaiky ).Miankina @zay no hampandroso antsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1166