un dîner presque parfait specialité gasy am 23 février 2006

1. diamondra27 ( 02/02/2009 07:48)
o ry zareo a za wa mba te-hi participer amin'io dîner presque parfait io fa mba omeo sopapa e
2. diamondra27 ( 02/02/2009 07:54)
lol be kamboko fa mba te-hilaza aminareo izay mazoto sy manampotoana aho ka mi- interressées anareo na lahy na vavy dia mazotoa manao audition de mba lazao anay ny fandehany , 1000 euros no tambiny


jereo eto

[URL=http://img530.imageshack.us/my.php?image=m62drecherche2dpour2ddimu5.gif][IMG]http://img530.imageshack.us/img530/2096/m62drecherche2dpour2ddimu5.th.gif[/IMG][/URL]

[img=http://img530.imageshack.us/img530/2096/m62drecherche2dpour2ddimu5.th.gif]


mitady gasy zany ny émission e

bonne chance
3. diamondra27 ( 02/02/2009 07:56)
toa kely loatra le etsy ambony fa andraso ndray we ty jerena

Quickpost this image to Myspace, Digg, Facebook, and others!
4. diamondra27 ( 02/02/2009 07:58)
toa tsy mety mivoaka tsara le izy fa en gif de aleo ty lien ty aza jerenareo ndray e

5. diamondra27 ( 02/02/2009 08:01)
http://www.madaplus.fr/
6. fahamarinana ( 02/02/2009 12:32)
:arrow: diams : koa zahay aza lavi-toerana kouh...sady sary ato amin'ny sera aza mampihemotra ny hamoaka azy dia tena emission hitan'ny izao tontolo zao ve !!!hum!!!... :{ (l)
7. diamondra27 ( 02/02/2009 14:26)
fahamarinana: aza sarokenatra izany ndry wa fa mba asehoy we tena milay be le sakafo nohaniko ireny , hummmm :miam: :miam: :miam:
8. fahamarinana ( 02/02/2009 15:14)
:arrow: koa ny ahy ary ilay homana no tena specialité-ko fa tsy mahandro...aleo mba ndry e! :wink: (l)
9. boubounezy ( 04/02/2009 18:44)
diams naninn njy tsy nanotany anah? :lol:
10. diamondra27 ( 05/02/2009 14:34)
boubounezy: salut akia ndry a!
eo fa anontany andry za e!



ka le izy akia efa voalazako ao io fa tsy aty amin'ny misy anah fa ao paris a, mba te - hizara amin'ny namana eto fotsiny za fa sao de mba misy mipetraka paris sy mahay manao sakafo


nisy émission iny tokoa hitako fa le bandy tsy tao an-tranony no nadray le concurrents-ny fa tany amin'ny tranon'ny namany.
henondry ihany le feo mandeha sy resabe teto am forum we miavona ny gasy ao paris sy hoe ny gasy raha tsidihina aza manakatona trano mainka fa hoe any aminy ndry manao sakafo hanaovana émission ,tsss
11. fahamarinana ( 05/02/2009 19:10)
:arrow: tahak'izay za zany nipetraka tao paris dia tany amiko njy nahandro ry diam's.... :) (l)
12. heidi ( 05/02/2009 19:48)
de rovina aky no mande am tv izy io ry diams fa zà mantsy sady mpanaraka ny aty aminay no manaraka ny any aminareo momba io diner presk parfait io....
DE am fandaharana inona fa vonona aho hampitombo isa ny mpijery ny malagasy mahandro :°)

izaho raha te hanao aza tsy tafa knou! tsy any aho de..... :^)
I BOUBOUNEZY izao no tena mahay mahandro be mitsy ...

.
nisy émission iny tokoa hitako fa le bandy tsy tao an-tranony no nadray le concurrents-ny fa tany amin'ny tranon'ny namany.

KA INY KOSA i lery tena en pleine deménagement mitsy hono fa nahazo points tsara no nahay nahnadro lery ka!
13. diamondra27 ( 06/02/2009 15:49)
heidi: tena marina raha mba haiko raha oviana no avoakany le émission fa de manaraka annonce eny izany tsika koa , refa vita ny émission 1 de ozy we am manaraka ndray de ary ananona no atao le izy de samia mailo fa tena tsy arako akia a,dsl fa raha afaka manontany nareo de anontanio am le numero ao ena ity Mme Charlotte0141926456 we oviana we le izy n avoaka fa am 23 au 27 fév aloha le izy no atao any paris ka sao de amin'io aza le izy no mivoaka
le mitotona répondeur koa no tena mahakamo anah miantso azy ny tena marina


fahamarinana: mifindrà aty mintsy droky fa alavitra be tsss
ary i ainaheri nga hono tsy mba hi-participé akia

tena tokony taty paris tokoa akia i boubounezy de nanao a , ndraso alefako any am blog ny sariny de jerenareo manao le satroka be ny sefo ireny ,hummmm

14. boubounezy ( 06/05/2009 00:01)
hihihihihi taitra b iany za naita ny resakinjy fa tsy mbola lé meilleur ouvrié de france akory, mbola tsisy lé côla bleu blanc rouzy. bon za tsy any paris alou é! dômazy!!! ra tsy zany mba nanao iany ngamba fa inn nefa ny mamenatra @zany???? :-D :-D :-D :-D :-D :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1134