Resa-Pianakaviana

1. Belle ( 29/01/2009 15:50)
Miarahaba ny rehetra!

Vaovao vao henoko androany dia zaraiko ary esoriko ny lainga raha misy!

Ny antony tsy hampisamboran'ny filoha an'ilay nitarika korontana HONO dia satria ilay lazaina fa zanany faralahy iny dia zafikeliny amin'io mpitarika io sy ny zanany vavy!

Ohatran'ny mahatonga saina ihany tokoa rehefa tena eritreretina!

Belle
2. sitlo ( 29/01/2009 15:54)
Afaka mba alefa ve ilay anarana raha tsy mahadiso?
3. Samoana ( 29/01/2009 16:10)
Profesora zafy HONO no nanao ny test ADN sa mba vaovao tselatra TDM fotsiny io :-D ?
4. roxanaha ( 29/01/2009 16:20)
Indray andro hono!!!!!!
5. daomania ( 29/01/2009 16:44)
Profesora ... ADN ... dia mbola ho avy koa hoe laboratoire international !
Vita izay ny nilàna an'i TGV dia miditra @ phase manaraka indray ireo ni-soavaly azy ==> ndray hosora-potaka izy sy ra8 samy tsy ho crédibles intsony dia miakatra ho azy ny mpampiady angely mitady toerana.
Tandremo fa ny alika no miverina @ efa naloany !!!
6. Mirananirina ( 30/01/2009 19:04)
kay 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.124