Sarin'ireo faritra may teto andrenivohitra

1. bigmama ( 27/01/2009 12:05)
http://fobfib.ifrance.com/ no misy ireo sary trano maty teto andrenivohitra RNM - MAGRO - ZOOM sns....
novalian'i daomania ny 29/01/2009 17:02
2. ericgael ( 27/01/2009 13:14)
Misaotra t@ sary .... ary tena mampalahelo ny zavamisy ankehitriny.
3. gasyjean ( 27/01/2009 13:44)
mila tonga dia tabahan-doha izay tompon-andraikitra ny amin'izao ee.Tsy rariny intsony ee.tsssssssss
4. yonikafopl ( 27/01/2009 14:28)
indrisy ry madagasikara, :(
5. mala ( 27/01/2009 22:04)
mila tonga dia tabahan-doha izay tompon-andraikitra ny amin'izao ee.Tsy rariny intsony ee.tsssssssss


Tena tokony hotapahin-doha mintsy iny Ra8 iny fa iz iany no nahatonga an'io ané
6. xxx ( 27/01/2009 22:10)
Tena tokony hotapahin-doha mintsy iny Ra8 iny fa iz iany no nahatonga an'io ané

Ay ve!!! :)
7. jiimm ( 29/01/2009 08:22)
Le Andry mitsy no tsy azoko e! Zao foana anie no zava-misy e! Mitady olona hatao sorona ny Mpanohitra mba hakany ny fitondrana. Todiho ny tantara.
8. bounany ( 29/01/2009 09:57)
Misôtra an'i bigmama alo t@ sary e!
9. bema555 ( 29/01/2009 13:51)
xxx:

Tena tokony hotapahin-doha mintsy iny Ra8 iny fa iz iany no nahatonga an'io ané

Ay ve!!! :)



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
10. daomania ( 29/01/2009 17:02)
nisy ny fihetsehana t@ 2002, nisy fanimban-javatra ohatr'izao ve ? t@ izany aza natao fahirano Antananarivo. Tsy ampaha-folon'ny olona t@ izany no nanaraka an'i TGV nefa dia tsy nisy rotaka ohatr'izao. Grève générale izao any Frantsa androany tsy misy na fitaratra iray aza vaky. Nisy manifestation goavana tany Islande izay niafara t@ nirodanan'ny governemanta, tsy nisy halatra sy doro-trano. Ny manifestation goavana nandritra ny andro maro tany Ukraine izay alain'i TGV tahaka (mouvement orange), nahatoky ny légitimité-ny rizareo, tsy nisy hetraketraky ny jiolahim-boto mpandroba tahaka izao.
Ny alahady miakanjo fotsy hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia ny TGVistes toy zanak'ondry tsy misy kilema, ny ampitson'iny nalàna ny saron-tava dia nampiseho ny endrika maha-amboadia azy ...
Niniana i TGV tany Paris fa tsy manao politika ary io indrindra no anisan'ny nahalany azy ho ben'ny tanàna ... aiza izao ?!! inona indray no fandravana manaraka ?
Nanome toky fa hampamirapiratra ny renivohitr'i Madagasikara ... aiza izao ?!!
Izay no maha-mpanao publicité azy, mahay manjono @ lainga, eny fa na dia Andriamanitra aza fitahiny !
Ny toky fitaka fa ny atao no hita !!! MIBARIBARY IZY IZAO !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4259