NY VEHIVAVY VIERGE

21. bema555 ( 29/01/2009 13:41)
ikaretsaka:

une chose est vierge quand elle n'est pas encore penetree par l'homme..
amiko ny lehilahy raha tsy hoe peksa de virja aby... satria tsy mbola .... penetree par lhomme
k'hony mo lefijo o?


kay le aza a :lol: :lol: :lol:
22. Papoose ( 29/01/2009 22:16)
mba tsenjery hafa ndray atao ika a! :D
23. laris ( 30/01/2009 07:39)
lut dol e!ra ho ana manokan loo de laviko tanterak zan fitsaran apparence zan e!za mants zao tong de tsorko fa za ef tany e!fa mbol tsis @ko dol ro déformation reo,ny si_pako az mbol mten ana fona oe otrn t@za mbol virja ian on za f ts miov mits,ny tiko tsindrina de zao bdb ny ol vofitak ny apparence physique,fa zao no teniko @nareo bandy mtad virja isak ny mietska reo,ra tena tia anao le sipa ts manafna iz oe mbol iz ah na ts iz tsony,za loo ef bornée e!sad tiko ny sipako no tia anah satri iz no nanao anah voaloo,torohevitra ho anareo mbol virja:az mvak loh @ze oe ts tia ah tson iz ra ts manaik tsapain ah oe mbol iz sa tsiz,ref ts mino iz mjan!!!!!sad rah ts manaik iz ts tia anao iz zay fa animb anao fotsn,ref te anaoà anzan d mb le olona ef mahavit anao sy sur fa ts anary anao rah sanatria oe mis accident le mbaa ef matotra tsar ren fa ts ze mten oe tia reetr kory.zay ar loo fa mtandrma dol an!!!!!! :) :) :) :)
24. Mirananirina ( 30/01/2009 18:20)
une chose est vierge quand elle n'est pas encore penetree par l'homme..

dia ahoana :la sainte vierge Marie,
feuille vierge
casier judiciaire vierge :lol: :lol: :lol:
25. naughtyboy ( 31/01/2009 04:39)
voalaza
ahoana no afantarana ny lhl vierge e misy koa izany an

ze efa nahita anah defa nahita anzany :D :-D
26. ikaretsaka ( 31/01/2009 22:09)
Mirananirina:

une chose est vierge quand elle n'est pas encore penetree par l'homme..

dia ahoana :la sainte vierge Marie,
feuille vierge
casier judiciaire vierge :lol: :lol: :lol:



sainte vierge=pas penetree par un homme
feuille vierge.. pas touchee par un homme (ou son stylo)
casier judiciaire vierge> pas touche oar un homme (de loi)
27. Papoose ( 02/02/2009 02:47)
naoty :°)
28. bounany ( 03/02/2009 08:06)
heidi:

bounany:

vierge de vierge! tsy vierge de tsy vierge! d zay!

ny olona mitady vierge lava ireny hono lasa pedophil ny farany





Za tsy mitady vierge ka! mahita hoazy fontsiny! zanyve no ande handaniako andro ra tsy inona ! betsaka ny zavatra mahasoa sy tsara azo atao ety ambany masoandro!
29. maryline ( 13/02/2009 21:04)
salut daholo ! tandremo koa sao voafitaka fa misy koa ny manjaitra surtout ireny mikatsaka misulman ngetroka ireny efa malaza @zao fotoana izao izany.
30. xxx ( 16/02/2009 13:39)
maryline>>> ts azoko ny tinao ho tenenina
31. maryline ( 07/03/2009 23:14)
Miala tsiny fa izay vao afaka nandalo, manao ahoana daholo! ny hoe manjaitra dia izao ataoko fa efa tsy vitsy amintsika no mahalala izany @ izao fotoana izao ny fomban´ny SILAMO dia matetika @ ankapobeany dia manambady tovovovy virijiny , ka izao no izy ry xxx mahita fomba vaovao izao ny mpahalala mba hamitahana ireny SILAMO ireny zairiny ny azy aty frantsa dia efa maro ny manao operation efa tsy vierge intsony ilay olona dia entina any amin´ireny manampahaizana @ fandidiana di zairina ilay efa rovitra iny dia lasa virijiny vaovao indray, ary tena tery mihoatra ilay tena izy hono mety maharitra andro vitsivitsy vao rovitra indray de be ny voafitaka hoe nanambady tovovavy mbola dorigine ( efa nandeha t@ envoyée spéciale izay raha nijery ianao)


32. maeva74 ( 12/03/2009 19:38)
Salut à tous!
Efa mba henohenoko ihany izany hoe " manjaitra " dia tsy maharary ve?? amiko manokana aloha @ zao fotoana diavintsika izao dia tokony efa tsy tokony hisy olana intsony ny fahadiovana eo @ fanambadiana.


33. Djhamhal ( 20/04/2009 14:55)
fa ngah misy mpaminany koa ato é! tsy misy mahalala ny halalin'ny rano iray raha tsy mijoboka ao izy ! fa ny fijery ivelany matetika mamitaka ! ka aza minomino foana @ zany sao de tratrin'ny akoho vavy maneno eo :^)
34. xxx ( 17/05/2009 18:37)
inona no olana e ? hoe te hamaky fotsiny ve? lazaiko fa ny efa mahay no ahazoana fafiny e Ny atidoha mitaditady vierge no mahatonga ny mpanolana zaza e !
aoka etsy an
35. xxx ( 17/05/2009 21:24)
mazava raha sipa efa zatra dia na efa nanao dia mora kitikitihina amin'ny lalina.
36. asjhio ( 01/07/2009 06:41)
akavitsin ian zan we sip ts vierg zan tsn d kobo ety ivelany e!!!!fa ra @fomba firesan ngam no akaik indridr afatarn za ra bol ts ntsabk e!!!
37. Tenio ( 15/07/2009 06:05)
Laviko kosa aloha ny hoe tsy misy mahalala ny halalin'ny rano raha tsy efa nitsoboka. Betsaka ny instrument azo ampiasaina halalana ny halalin'ny rano: profondimetre a ultrasons ohatra, na maka metre a rubans fotsiny dia alatsaka any dia fantatra ny halaliny e, tsotra be
38. Ratoa ( 15/07/2009 18:45)
hita maso rehefa tsy virge intsony na ny lahy na ny vavy. Saingy resaka tsy natao ho soratàna izany. izao fotsiny. Nampianatra tamina sekoly privé iray ity anadahiko. Dia nentiny nanao excursion ny mpianany. Ny ampitso tonga tao an-tsekoly ireto RAD an'jazavavy iray. Nitaraina tamin'ny tale: "toriko eny @ fitsarana ianareo fa nentinareo nanao excursion ny ankizy dia niova ny zanako niverina avy any". N
"Niova ahoana ?" hoy ny tale. "Tsy virjiny intsony" hoy izy mivady. Nampanatsoina ilay zazavavy dia no dinihina tomba maso fotsiny dia samy nanaiky izahay, rehefa dify Ikalaha, fa tsy virjiny intsony tokoa izy. fa hafa ny bikany talohan'izany. Dia natao visite médicale dia tena marina:
Saika hitory tokoa ireto RAD soa ihany ho an'ny sekoly sy ny tale fa efa nanao sonia ireto RAD talohan'ny excursion fa tsy hanarakaraka ny sekoly sy ny mpampianatra na ny tale raha misy manjo ny zanany mandritry ny excursion moa naka assurance spéciale ny sekoly ho an'ilay excursion.
Ny ankizy hafa koa nijoro ho vavolombelona fa dify Ikalaha nandritry ny fotoana lavalava ary notadiavina izy sy ankizy lahy iray.
39. Phiton ( 20/01/2017 15:05)
Mi6 maalala fogn io we mbol vierg manatona proffeseur momb anio fa reny maay azy tsar. Za mants ef nanutany anreny fa we mifandray tanana @sipa nu ijerevany azy
40. aden ( 03/12/2017 08:04)
ny sipa ra antanina de ts milaza ny marina ny ankabeazany ra efa nanao fa mbola mihevi tena ho virjiny fona, ita am endrika ivelany ihany io mahaviriny fa ny tena azo antoka de ny fitsapana iany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1943