NY VEHIVAVY VIERGE

1. bounany ( 26/01/2009 08:30)
Salut daôly e!
Mba misy fanontaniana ty e! Aôna kay no ahafatarana fa vierge ny sipa iray raha jerana @ fiseho ivelany fontsiny? Fantatra @ endrika, bika sy fihetsika ve zany sa? Misy kôfa boay sasany mantsy tena hejana be raha hamatatra anizany.Mba omeo sopapa ary zay e! Merci.
novalian'i NADEGE ny 23/12/2017 08:08
2. caprio ( 26/01/2009 11:37)
Rediredin'adala io ry zandry fa tsy misy mahafantatra ny rano lalina raha tsy efa mitsoboka ao an,betska ny bandy mati-kambo we za mafantatra sipa vierge sy tsy vierge fa lainga io
3. Lejoba ( 26/01/2009 13:12)
Ny sipa raha vao manao be dia mora fantatra @ bikany : oh, sipa mahia kely izy nefa goavana be ny fitombenanay. Misy koa moa @ comportement-ny tonga dia hita hoe efa tany izany. test mandaitra matetika raha azonareo hatonina ilay sipa : hatony avy any aoriana ilay sipa dia ataovy moramora eo @ valahany ny tananareo 2. Raha mitsamboatra ilay sipa na ohatry ny mangovitra izay, probable mbola izy izy izay. Raha efa tsy miraika izy fa mitodika fotsiny mijery anareo na miala tsy mitsamboatra, dia mailo rangahy. Rehefa mandeha koa ny sipa manao pataloha tsy tery loatra ohatr'ireny jean slim ireny dia mety ho hita : ferme kokoa ny fitombenan'ny efa tany, rehefa mitontona ny tongony dia mitontona kely fotsiny ny ambony. Raha mbola virja nefa mihontsankontsana.
Fa izany hoe théorie ihany ireo fa raha efa ela ilay sipa no tsy nanao, mety hamitaka. Misy koa ny matavy, ny sportives ets.
Sady misy sipa tsy menatry ny mandainga mihitsy, indrindra rehefa mitady vady izay izy
4. Mirananirina ( 26/01/2009 16:26)
Rediredin'adala io ry zandry fa tsy misy mahafantatra ny rano lalina raha tsy efa mitsoboka ao an,betska ny bandy mati-kambo we za mafantatra sipa vierge sy tsy vierge fa lainga io

izaho koa sahala amin'izay.Taminy izao mbola vierge aza nolazainy bandy fa daba loka mandehandeha :x :x :x
Mbola zazakely re izy dia sur fa vierge,à partir ny 15 ans efa tsy atokisana intsony.
5. Koditra ( 26/01/2009 18:35)
Lisany oà aza mitady zvtra sarotra be, mody anontanio fotsiny ny daty naterahany anomezana kadô azy, ra vô entre 24/08 sy 23 sept defa Vierge izy zay. Tsy mila mandinika ambony ambany zany. :-D :-D
Lejoba zany nge ef ex mitsy eh :lol:
6. Papoose ( 26/01/2009 23:54)
zah aloha tsy mitsamboatra zany raha any @ partie tsy sensible amiko eee!! fa raha hoe eo @ hatoko na mbola vao mitady hanatona izy aza ny tananao de efa magilkilika!!!! nefa ny ahy mbola :°) tsara! :lol:

fa theorie daholo io fa mila mitsapa mahita ny halalin'ny rano fa tsy hoe ahon no ahalalana fa be safira ato ambanin'ity tany ty nefa dinidinihina hatrety ivelany fotsiny le izy :lol:
7. mala ( 28/01/2009 00:39)
Aiza moa no ahafantarana an'zany av aty ivelany? ts poinsss zany...
Fa raha hainao tsara ny miresaka am lé vhv (tsy voatery manontany hoe virj v sa tsia) dia mety ho koba iany am lé toetra, 1 ora na antsasany fotsiny zany dia tokony efa kobo, raha ho kobo...
Tsy mitovy ny toe-tsaina sy raisonnement-n'ny efa tany sy ny tsy mbola tany @ ankapobeny, @ ankapobeny io an fa ts voatery koa nefa.
Satria refa av tany ny vhv efa nanomboka ni-explorer ny feminité sy ny sexualité-ny amzay ary efa manomboka misaina "en tant que femme" fa tsy "fille" intsony (zay ny eritreriny), dia eo no tokony ahafantarana azy.

Fa matetika alou efa vita ny tantara vao tena fantatra zany e :lol: ... :wink:
8. bounany ( 28/01/2009 07:34)
Lejoba:

Ny sipa raha vao manao be dia mora fantatra @ bikany : oh, sipa mahia kely izy nefa goavana be ny fitombenanay. Misy koa moa @ comportement-ny tonga dia hita hoe efa tany izany. test mandaitra matetika raha azonareo hatonina ilay sipa : hatony avy any aoriana ilay sipa dia ataovy moramora eo @ valahany ny tananareo 2. Raha mitsamboatra ilay sipa na ohatry ny mangovitra izay, probable mbola izy izy izay. Raha efa tsy miraika izy fa mitodika fotsiny mijery anareo na miala tsy mitsamboatra, dia mailo rangahy. Rehefa mandeha koa ny sipa manao pataloha tsy tery loatra ohatr'ireny jean slim ireny dia mety ho hita : ferme kokoa ny fitombenan'ny efa tany, rehefa mitontona ny tongony dia mitontona kely fotsiny ny ambony. Raha mbola virja nefa mihontsankontsana.
Fa izany hoe théorie ihany ireo fa raha efa ela ilay sipa no tsy nanao, mety hamitaka. Misy koa ny matavy, ny sportives ets.
Sady misy sipa tsy menatry ny mandainga mihitsy, indrindra rehefa mitady vady izay izy

Azafady fa ôtran'ny be kestion be! mahaliana ana le izy!
Zany hoe solide kokoa ve ny fitombenan'ny efa tany? Tsy azoko koa le hoe "rehefa mitontona ny tongony dia mitontona kely fotsiny ny ambony".

Mitombona ve le fitenenana hoe "rehefa vierge ny sipa iray de manao petit pas fôna rehefa mande satria hono mbola tsy loaka"? eny e! mety tsy vôtery ho ôtrizany daholo rehefa vierge fa mety hoe vierge sasany ihany ny ôtrizay, fa mitombona ve nefa 'zay!

Rehefa vierge ve de tokony tsy ho bebe nono? Na tsy tokony ho bebe fitombenana?

Merci.


9. Noue ( 28/01/2009 07:49)
Lejoba:
hatony avy any aoriana ilay sipa dia ataovy moramora eo @ valahany ny tananareo 2. Raha mitsamboatra ilay sipa na ohatry ny mangovitra izay, probable mbola izy izy izay. Raha efa tsy miraika izy fa mitodika fotsiny mijery anareo na miala tsy mitsamboatra, dia mailo rangahy.
zao ve tsy rediredy eee! iza koa no sipa hanaiky an'zany oe avy dia atao an'zao ee???iza no olombelona tsy mitsamboatra ato an'zany????dia midika inona zany ????


10. haritianah ( 28/01/2009 08:48)
lejoba;
Mandiso tanteraka ny klazainao ao, diso.Tsy afaka mitsara ny toe batan'olona ianao.Ary betsaka ny vhv ts tia kitikiana zan na faritra inona @ vatany io ka ts zay mits no ilazanao fa tsiz lé sipa.
Atram zan fomba fandeha zan hihihihi eritreritra, na ny bikany vhv tsia diso tanteraka ianao raha itsara sipa @ reo zvtr lazainao ireo.
Misy namako bé t@ fahakelinay dia io namako io vao zahay 15ans dia efa ngezangeza ny nonony,jejo bé izy, ary jamais izy ihataka zé lhl fantany fa mikoty azy.Ts miavona raha tatanana lhl izy ts laviny, ny bandy retra namanay tena nilaza salam lazainao io.Reo zvtr lazainao reo dé presque tao dolo.Fa izy raha resahanao resaka isipa aminy dia miala tsiny fa ts azonao.Dé nisy bandy 1 efa tany @ 20ans lé sipa tany nikasa ikoty lé sipa dia nokivian'ny bandy retra iny vé ts sipa efa vita iny jereo zao jereo zao.Dé le bandy mou tsinety ny sainy fa ts navelany raha ts azony lé sipa .Efa classe de terminale afaka baka ilay sipa zay vao tapakevitra ny anao sipa dia nanaily io bandy io nony farany,kanjo inona no niandry lé bandy tao, mbola doro ny entana.
Saika nanenina ao oy lé bandy raha nihaino ny tombatomban'ny bandy retra.
Fa ianao aty ivelany ts afaka ny hanombana zany mits, misy kou ny vhv maroroka ka raha vao 12ans dia mitombo bé tampoka ary raha sendra vhv taranaka bé nono sy bebe entana dia refa @ iny age fitombony tampoka iny dia lasa mivahavaha ny vatany fa ts owé vhv vaky izy zay.
Possible mahia fony fahakely lé sipa fa tratrany taona puberté dia nirongaronga, misy nefa sipa na fony kely na efa vaky dia mahia atrany.
Koa mandiso ioç lazainao io ao lejoba.
Tsy misy afaka mitsara ety ivelany ny vhv iray zany.
Midiotra ao anatiny ianao vao maita ny halalin'ny rano ré é.
Misy kou refa tonga eo @ fotoana mahatonga amin'izay ny regle ny vhv dia eo no mipoitra kou ny fiovana ho any sasany, lasa ngezangeza zany lasa bebe mony dé handiso io lazainao io kou.misy nefa ny vhv na inona no mitranga eo aminy dia vatany ihany ny vatany, ary ts mapiova ny ety ivelan'ny vhv mits ny fahavakisany tompoko.
Refa toebatana mahia dé mahia refa toebatana ngeza dia mirongaronga ary ts azo itsar
11. heidi ( 28/01/2009 11:07)
DE manina aloha na vierge na tsia?
12. bounany ( 28/01/2009 11:19)
vierge de vierge! tsy vierge de tsy vierge! d zay!
13. Mirananirina ( 28/01/2009 13:13)
efa nahita sipa vierge ve bounany,ary ahoana no afantarana ny lhl vierge e :lol: :lol: :lol: misy koa izany an
14. booboo ( 28/01/2009 13:30)
:-D :-D :-D terribles zany théories aby aby izany.

Io na mitsapa ny halalin'ny rano aza mbola afaka verezina laaaavitra beee ihany ilay lhl raha izay no hitsapany hoe vierge na tsia ilay vhv :°) :°) :°) :°).

Raha ny bika² ety ivelany no hianteherena dia tena very lavitra beee ary @ ère préhistorique ary mihitsy moa :°) :°) :°)
15. bounany ( 28/01/2009 13:31)
efa nahita sipa vierge ve bounany
mahita sipa vierge za! de mampitaha ny vierge sy ny tsy vierge! manao étude kely zany : eo @ fihetsika sy ny fiteny sy ny fomba fiainanana.

ary ahoana no afantarana ny lhl vierge e: zay ndray alo no tsy haiko e: sarotra ny mandainga!
16. ikaretsaka ( 28/01/2009 14:36)
une chose est vierge quand elle n'est pas encore penetree par l'homme..
amiko ny lehilahy raha tsy hoe peksa de virja aby... satria tsy mbola .... penetree par lhomme
k'hony mo lefijo o?
17. Mirananirina ( 28/01/2009 17:14)
:lol: :lol: :lol:
18. heidi ( 28/01/2009 18:38)
bounany:

vierge de vierge! tsy vierge de tsy vierge! d zay!

ny olona mitady vierge lava ireny hono lasa pedophil ny farany

19. sakaizakely ( 28/01/2009 20:34)
heidi>
zay mits manko :{ :{ :{ :{ :{
20. sitlo ( 28/01/2009 21:11)
Ry zalahy ao moyen orient no tena mpandinika an'izany. Ny an-dry zareo mantsy misy ilay torahana ho faty ireny.
Dia indray andro nandramanay tamin'izay sipa akamanay izay dia tsy nety akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2989