Zany Ka biby!

1. soanja ( 22/01/2009 01:17)
Dia arabaina indray izany isika fa nitombo ny isan'ny fianakaviamben'i Lemurs.

Moa va tsy mampite hanongotsongo ity vao menavava ity!

http://www.dailymail.co.uk/news/article-1126126/Pictured-The-incredibly-rare-baby-lemur-clutching-teddy-mother.html

Ho ela velona anie biby rehetra.
novalian'i maya ny 31/01/2009 16:09
2. naritsimba ( 22/01/2009 06:41)
Tratry ny taona soanja.
Mahafinaritra ange ny zava-mananaina e!
3. miarina ( 22/01/2009 08:18)
Hitako za no mahafinaritra
4. maya ( 31/01/2009 16:09)
soooooooooooooo cute :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2205