You are here: home> Forum

Enquêtes et révélations tao @ TF1 ..dia niaraha-nahita iny e

Lohahevitra : Hoy ny gazety
Fitohizan'ny hafatra : Enquêtes et révélations tao @ TF1 ..dia niaraha-nahita iny e
Valiny : 22
Pejy:  1 2 > 
lemenakely - 21/01/2009 06:40
Izaho dia tsy hitondra réactions a chaud , na polémiques ,...Fa dia iny niaraha- nahita iny ny zava- misy ao Nosy - Be sy ny mpizaha tany vahiny ary ireo tovovavy mpivaro- tena .

Tsy inona moa izany fa ho antsika izay nahita ilay fandaharana : Enquetes et révélations izay nalefan i TF1 androany t@ 01h mahery Kely teto Madagasikara ho an izay manana ny Canal Satellite sy Parabole Madagascar , ary mazava ho azy fa izay afaka mahazo ny TF1 manerana an izao tontolo izao na par télé na ny internet

Ny zavatra nahatsikaiky fotsiny dia ny nahatongavan ingahy PM sy ny président de la république mihintsy ary nentinkafanampo vantany vao nahare fa manao fanadihadiana mikasika ny Touristes sexuels ao Nosy Be ny TF1.Tonga dia natao affaire nationale haingana dia haingana ilay izy!table rounde, kabary, fisamborana, fisavana...

Satria ve ny TF1 no nanao ilay reportage?

Ary ao Nosy Be irery angaha no misy ny tourisme sexuel eto Madagasikara?...
Valio | Miverina eny ambony
ainaheri - 21/01/2009 06:50
Mapmé b lay filmE oo hihihi
Ary ilay juge voavidy vola,efa fantatr'ilay minisitra zao d tsy haiko oe mba inn ny andraikitra raisiny tsssss
Valio | Miverina eny ambony
lemenakely - 21/01/2009 07:14
ainaheri
Mapmé b lay filmE oo hihihi
Ary ilay juge voavidy vola,efa fantatr'ilay minisitra zao d tsy haiko oe mba inn ny andraikitra raisiny tsssss



Hi hi hi...ilay vazaha anakiray tratra dia nanao grève de la faim koa no tena nampihomehy ahy , dia mitaraina , manao victime, mandainga,...Ary tsy misy saosy angamba lery matoa mbola tavela any hatramin izao , mety rmiste na sahala @ izany
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 21/01/2009 11:24
manao greve de la faim hono nefa ny migadra retra ao aza tsy ampy sakafo!!nisy tf1 marina tonga tany de mody nokarakaraina lery fa raha tsisy tf1 tany de maty ho azy teo iny fa ny gasy aza tsy ampy sakafo ko iza no hiraraha azy eo
Valio | Miverina eny ambony
ainaheri - 21/01/2009 11:41
Ny tena giravy d misy chef d'entreprise,hanao vakansy 1mois anal'azy no atao,ka jerena avy eo nigadra lol,ny vady amanjanaka sy ny fianakam's @ zay mitoga fotsiny aty lol
Valio | Miverina eny ambony
tess - 21/01/2009 11:57
ARY IZAHO TARAIKY ANZANY FANDAHRANA izany rovina ny redufision?
Valio | Miverina eny ambony
lemenakely - 21/01/2009 12:21
tess
ARY IZAHO TARAIKY ANZANY FANDAHRANA izany rovina ny redufision?



@ jeudi 22 izao @ 02H du matin mbola ao @ TF1 ihany !
raha ny hitako @ site TF1
Valio | Miverina eny ambony
tess - 21/01/2009 12:40
lemenakely: misaotra fa tena taraiky be kou izy izany... HO HITA EO

ny nahavarina ahy omaly indray tam france2 ilay reseau pedofil tany angers, ny RAD izao no mande mitondra ny zanany ho violén'ny olondebe hafa tena makriko be! de izy mahare ny feon'ny zanany mikikika ao am salon hoe j'ai mal, arrete sns????? SOA FA TRATRA aby ny ankabeazan'ilay tsy vanona isany
Valio | Miverina eny ambony
lemenakely - 21/01/2009 13:11
tess
lemenakely: misaotra fa tena taraiky be kou izy izany... HO HITA EO

ny nahavarina ahy omaly indray tam france2 ilay reseau pedofil tany angers, ny RAD izao no mande mitondra ny zanany ho violén'ny olondebe hafa tena makriko be! de izy mahare ny feon'ny zanany mikikika ao am salon hoe j'ai mal, arrete sns????? SOA FA TRATRA aby ny ankabeazan'ilay tsy vanona isany



inona indray koa izany?
Valio | Miverina eny ambony
ainaheri - 21/01/2009 15:30
tessny nahavarina ahy omaly indray tam france2 ilay reseau pedofil tany angers, ny RAD izao no mande mitondra ny zanany ho violén'ny olondebe hafa tena makriko be! de izy mahare ny feon'ny zanany mikikika ao am salon hoe j'ai mal, arrete sns????? SOA FA TRATRA aby ny ankabeazan'ilay tsy vanona isany

Hay nisy an'zany kou,za varina t@ koh Lanta d niandry an'ilay tany dago fotsiny avy eo

Valio | Miverina eny ambony
kotobekibo - 21/01/2009 16:35
kiiii!!!! zà koa tsy nahita leliké , alina b vao tafody d adino tanteraka avy eo .
Tena asiako fametrahana reveil mihitsy ny redif @ alakamisy izany klé . :o
Valio | Miverina eny ambony
diamondra27 - 21/01/2009 16:54
za akia ry tess nahita iny a , tena mahagaga . hankina koa aza za naheno fa hay misy vhv pedo koa fa tsy lhlihany

de hitandry koa vele nolazaina hoe anaovandry zareo paritozy le zaza , ahoana koa zany?

===> lemenakaely , ainaheri: le vazah nge refa tonga taty france de niteny we nanao kara kara e = tsolotra tam procureur sy polisy sns
2000euros sy 300 euros
tsy rariny mihintsy zany fanaovana tsolotra zany amiko , le zanak'olona mampalahelo

sipagasy: asa tokoa akia raha mba mety ny hanaovana petition de alefa any am prezida sady lazaina we tsy ny tany ihany no atao varoboba ao nosybe fa ny zaza ihany koa
Tadidinareo ve le tany 1 euro ny metre carre, zao ndry 8 euros ny massage
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 21/01/2009 21:02
ka aiza daholo aza ilay hetahetam-bahoaka rehetra ato angoniko @ izay dia alefa any @ tokony andefasana azy e!!!!!, efa saika hanangona 'copie' aho tao @ diaspora fa tsy mbola nisy nanao 'devoara' ny tao fa 'kiritika' aloha no beh: SOSO KEVITRA hanatsarana sy hanafoanana aroso fa maika hangonina ny Copie e!!!!!!


mystie: izao mitsangana izao ny" ministeran'ny hetahetam-bahoaka", fa aiza injiko e!!!!! haingana fa maika aorona ny copie sao tsy mahazo naoty eo lol
Valio | Miverina eny ambony
rurik - 21/01/2009 21:12
mba omeo hoe le site fa mijery aho fa tsy mahita sur net misaotra
Valio | Miverina eny ambony
ainaheri - 22/01/2009 06:38
Kotobevantra>> zany ve no ifoazana @ dezeradimatin fa tsss iny site d jereo ao ee,aza milendalenda sao vaky eo io kibo io hahaha jereo eto
Valio | Miverina eny ambony
lemenakely - 22/01/2009 18:23
tsy misokatra aza ilay izy koah
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 24/01/2009 00:49
ouups tsy misy soso-kevitra vaha olana mihintsy veh izany???
Valio | Miverina eny ambony
kelly13 - 24/01/2009 16:37
za alou d miala tsiny fa tsy mahita sosokevitra e, nisy nitsotra nge t@ ry zareo oe ra tsisy reo touristes ngozo reo d "maty noana" ono ry zareo e! ny sasany mou nitsotra mihintsy oe mitady vady vaza d hijanona tsy "hanohy" io asa io intsony. mampalahelo ms bon, inn no azotsika aroso comme sosokevitra?
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 24/01/2009 22:21
ohatra hoe mila manokatra sekoly any @ ireny faritra ireny, mila mamorona asa @ ireny faritra ireny, na ho an'ny vehivavy izany na ho an'ny lehilahy, ohatra hoe mila fanaraha-maso akaiky ireny te hiala @ io 'asa' io mila assistante sosialy izany, sns e......
Valio | Miverina eny ambony
kelly13 - 25/01/2009 14:35
mmhhh, hevitra tsara tkou ireo oe mamorona asa etc... ireo, saingy hazoto v reo? nilaza ry zareo oe mahazo eo @ 400 euros eo par mois (ra atao ny kajy majinijinika d eo @ 4millions mahery eo io 400 euros io), ka ahita asa tsy d "manasatra" v ry zareo avec karama 4millions?
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >