IRSA

1. ARINOFY ( 14/01/2009 11:11)
Aiza anie no mety ahitana ilay lois de finances 2009 fa za hanao état de paiement de tsy aiko ny manao ilay calcul ny IRSA vaovao?
novalian'i HESHA ny 24/03/2009 10:21
2. bozyboleta ( 14/01/2009 12:16)
Midira @ tranokalan'ny DGI www.impots.mg na ny an'ny MEFB www.mefb.gov.mg


3. ARINOFY ( 14/01/2009 13:15)
o ry bozyboleta a,voasokatro lay tranokalan'ny DGI fa ohatran'ny tsy mety mipoitra lay calcul ny irsa.Cliquer ko lay fikajiana ny irsa de miverina @ lay présentation indray.Tena tsy itako lay izy ry boziboleta.
4. bozyboleta ( 14/01/2009 13:38)
Aza mampiasa le hoe calcul IRSA iny.
Fa ao @ rubrique textes & lois jerena. Hitanao ao ny LF2009 format pdf.
5. HESHA ( 24/03/2009 10:21)
tsotra fotsiny
Base imposable = Salaire Brut - OSTIE - CNaPS (arrondi foana io)
Si BI 0Ar
Si BI > = 180.000
IR =(BI-180.000Ar)*24% -Reduction pour personne a charge (2000Ar / pers) avec un minimum de 200Ar

Mazotoa
Entre (), raha vao karama entre 200.000 et 600.000 ar dia mitombo ny IRSA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1243