Tratrin'... daholo eee!

1. gasyjean ( 05/01/2009 13:16)
Dia samy tratry ny taona daholo indray ary hono ,io no andian-teny reha matetika rehefa mifarana toy izao ny taona, dia ny valiny mety ho azo moa avy eo dia ny hoe" samy tratry ny ho avy" satria ny haniry zavatra hafa mifanohitra amin'izay mety hanahirana,ekena e!.Mba mahagaga ihany moa ity tenin'drazantsikaka ity,faly izany fa tratry ny taona ihany, fa izany hoe efa saika tsy tratran daholo angah sa! dia tsy tokony ho firarian-tsoa ho an'ilay taona vaovao ve no tokony ho izy sa fiarahabana fotsiny fa tsy maty fo amana'aina tamin'iny taona lasa iny?.Tsy eo ami'ny faran'ny taona ihany no ampiasantsika an ity"tratriny" ity fa rehefa mety ho fety dia lasa izao.Tsy dia hitsikera firy moa fa dia saika anontany tena fotsiny hoe:" mba misy mandika ve ilay teny malagasy, sa efa izay fotsiny no nolovana tamin'ireo razam-be fahagola dia zay izany na dia tsy misy fotony aza?" sa ny tenin'ny firenen-kafa indray no be mpandalina sy mpikaroka?...
novalian'i xxx ny 06/01/2009 16:33
2. Noue ( 05/01/2009 13:51)
Dia samy tratry ny taona daholo indray ary hono ,io no andian-teny reha matetika rehefa mifarana toy izao ny taona
efa le 05 isika zao eeee :-D :-D :-D :-D fa maninona no atao hoe hono ????
fa izany hoe efa saika tsy tratran daholo angah sa
dia tsy tokony ho firarian-tsoa ho an'ilay taona vaovao ve no tokony ho izy sa fiarahabana fotsiny fa tsy maty fo amana'aina tamin'iny taona lasa iny?.
mba misy mandika ve ilay teny malagasy, sa efa izay fotsiny no nolovana tamin'ireo razam-be fahagola dia zay izany na dia tsy misy fotony aza?"
sa ny tenin'ny firenen-kafa indray no be mpandalina sy mpikaroka?...
:-D :-D :-D :-D :-D hafahafa be kosa aloha ilay dinika fiarabana tratry ny taona eeeee :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 06/01/2009 16:33)
Hoy lay olona zay hoe mila ahitsy io fitenenana io "ARAHABAINA NAHATRATRA NY TAONA " no tokony ho izy, satria ny taona efa mipetraka eo foana fa ny olona mandia azy no miovaova.

Ka inon ary no soskevitrao e? sao lany ka tafiditra anaty teny malagasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1424