Tsiky dia ampy fa tratry ny taona

1. Angie ( 02/01/2009 12:06)
[center][size=18px]Miarahaba ny Namana rehetra tratry ny taona 2009[/size][/center]



[center][size=18px]Dia mba ho Tsiky dia ampy hatrany no hiharahantsika :D [/size][/center]



[center][size=18px]Misaotra indrindra an'i Hery noho ny fisian'ny Serasera.org [/size][/center]
:-*
novalian'i gasyjean ny 05/01/2009 13:19
2. Fiffi ( 02/01/2009 14:08)
3. ikalamako ( 02/01/2009 17:50)
Dia jereo eto koa :http://video.google.com/videoplay?docid=-8965540363632828575&hl=en
:-* :-* :-* :-* :-*

(toa tsy mandeha automatique lay hoe "Jereo eto" ?!! :cry: )
4. ainaheri ( 02/01/2009 17:59)
Misaotra nizara,d isaorana kou i hery nanisy ny: tsiky dia ampy ee
5. mirana5 ( 03/01/2009 17:45)
Soa ihany aho fa mahay mitsiky ouf!!! havotra aho! :D :D :D :D :D
6. gasyjean ( 05/01/2009 13:19)
Dia samy tratrin'... indray moa izany ka inona ary?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.4619