FIRARIAN-TSOA

1. MioraArielle ( 30/12/2008 05:42)
Miarahaba antsika tratry ny Krismasy, ary dia maniry ny hahatrarantsika ny taona vaovao 2009.
Manaova fety mahafinaritra daholo.
novalian'i dahuily ny 30/12/2008 20:00
2. ainaheri ( 30/12/2008 06:14)
Misaotra d hirariana mba hitondra fahombiazana ho an'ny tsirairay ilay taona vaovao,na lazain'ny manam-paizana aza fa ho sarotra ny 2009 eo lafin'ny fitadiavana

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeux%20noel.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/NECF6F%7E1.GIF[/IMG]

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
3. dahuily ( 30/12/2008 20:00)
Dia faly miarahaba anao koa tratry ny Noely ary mirary ny soa rehetra ho anao sy ny fianakavianao amin'ity taona vaovao 2009 ho avy ity

Dia manaova fety sambatra e =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3405