Joyeux Noêl

1. Fiffi ( 25/12/2008 01:30)

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/cadeau.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/pere%20noel%20rit.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/merryXmas.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/noel%20traineau.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/28_4_9.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/dansent.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/n014.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/n008.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/bougienoel.gif[/IMG]


[size=150]Faly miarahaba antsika rehetra an ! Joyeux Noêl daholo ! Dia samy ho tahian'Andriamanitra lalandava ![/size]

novalian'i Fiffi ny 04/01/2009 15:40
2. heidi ( 25/12/2008 11:16)
joyeux noel aaaaaaaa! ndry kou eeeeeee! :)
3. rakaroka ( 25/12/2008 13:13)
Fiffi : :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* Joyeux noel akia! Kiss B de b .
Dia Joyeux noel koa ny rehetra
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/ronde-sapin-noel-2942.gif[/IMG]
4. kotobekibo ( 25/12/2008 23:39)
Noyeux Joël doly ô!
Ojyyy ! Joyeux Noël manko e!
Lé ol kelin'i rakaroka , ireo mihodikodina ireo koa no tena nahafanina ahy teo klé ! tsss... :-D
5. naritsimba ( 26/12/2008 05:46)
Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Krismasy 2008, ny fahasoavan'Andriamanitra izay efa nomeny antsika hatramin'ny taloha anie harotsany amintsika lalandava. Dia samy ho tratry ny faran'ny taona 2008 sy ny taona vao² 2009 e!
naritsimba
6. rakaroka ( 26/12/2008 09:23)
kotobekibo:


Lé ol kelin'i rakaroka , ireo mihodikodina ireo koa no tena nahafanina ahy teo klé ! tsss... :-D
: :D :-D :-D :-D



7. kotobekibo ( 26/12/2008 11:41)
rakaroka:

kotobekibo:


Lé ol kelin'i rakaroka , ireo mihodikodina ireo koa no tena nahafanina ahy teo klé ! tsss... :-D
: :D :-D :-D :-D




hita kouh !

:-P :-D
8. mimi ( 26/12/2008 12:37)
Dia "JOYEUX NOEL" daholo e! dia samy hotratran'ny 2009 Andriamanitra manan-karepahasoavana anie hitantana sy hankahery antsika tsirairay avy na inona trangam-piainana tsy maintsy hatrehana e.
9. ainaheri ( 26/12/2008 14:17)
Tratry ny krisimasy abyyyy zany yyy eeee :-* :-* :-* :-*
10. Fiffi ( 26/12/2008 15:33)
11. Fiffi ( 26/12/2008 15:35)
12. Koditra ( 27/12/2008 19:11)
Fiffi alou tsy fantatro fa dia araraotina eto ihany koa ny fiarahabana atsika namana rehetra tsy ankanavaka, na fantatro na tsia. Arahabaiko manokana ihany koa ireo olona 3 izay mahafantatra endrika an'Koditra eto na dia tsy mpi-forum aza. Tsy ho tanisaiko fa efa fantany. Manaova fety milay daôlo eh!
13. heidi ( 27/12/2008 19:34)
koditra: zà kou mba te hahafantatra endrika dia inona no atao???? :?
14. Koditra ( 27/12/2008 19:47)
heidi : efa fantatrao ka, fa @ lay Ps-ko taloha efa napirimiko any anaty vata sy @lay Ps-nao taloha koa. :-D :-D
Contacté-o lay Ps-ko taloha eh. Akamako toi eh!
15. xxx ( 27/12/2008 22:49)
Mersi baucou aki Fiffi a, , torak'izany koa njy
(ilay kisarisarikely ireo no tsy afoizako anjy an)
de mampamangy an'i Noue :* ;-)




[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/cadeau.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/pere%20noel%20rit.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/merryXmas.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/noel%20traineau.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/28_4_9.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/dansent.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/n014.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/n008.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/bougienoel.gif[/IMG]


16. heidi ( 28/12/2008 16:31)
Koditra:

heidi : efa fantatrao ka, fa @ lay Ps-ko taloha efa napirimiko any anaty vata sy @lay Ps-nao taloha koa. :-D :-D
Contacté-o lay Ps-ko taloha eh. Akamako toi eh!

EFA NIVOAKA ao ny ps ko taloha miaraka am sary manao firarintsoa ka mba misehoa amizay aza....sa?????


:^) :?
17. Koditra ( 28/12/2008 17:37)
heidi:

EFA NIVOAKA ao ny ps ko taloha miaraka am sary manao firarintsoa ka mba misehoa amizay aza....sa?????

Efa nojereko teo fa tsy @io ps-nao io ka. Hisy fomba amantaranao az eny iany.
18. kelly13 ( 28/12/2008 17:51)
joyeux noel somary tara fa tsy maninn e! mbola taraiky tary @ndry .... kôpy le oul, mdrrrr
19. Samoana ( 28/12/2008 18:58)
Melsi fiffi sy izay rehetra mety ho iiiii hafa..;; tsy kôpy fa tavoahangy le oul :-D . Mirary faran'ny taona feno fahafinaretana!

20. heidi ( 28/12/2008 19:07)
Koditra:

heidi:

EFA NIVOAKA ao ny ps ko taloha miaraka am sary manao firarintsoa ka mba misehoa amizay aza....sa?????

Efa nojereko teo fa tsy @io ps-nao io ka. Hisy fomba amantaranao az eny iany.



ah bon! dadany kou enao izany

:-D :-D :-D :-D kalou hanao fikarohana archives raha izany :-P

kelly13: taraiky taiza ndray :roll: :-D

samoana: eny any iiiiiiiiiiii! aaaaaaaa! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2359