Tandremo

1. AndoRAL ( 23/12/2008 14:30)
Misy Mpisoloky tafiditra eto amin'ny serasera.org ka miangavy antsika mba hitandrina misy mombamomba azy ato nefa tsy feno tanteraka. Jereo ity adiresy ity fa efa miparitaka be ilay izy -amin'ny teny anglisy http://www.delphifaq.com/faq/russian_marriage_scams/f2055.shtml?p=4
2. Noue ( 23/12/2008 14:46)
aiza zany ee ?? gasy ve ???? toa olona avy any senegal tsy aiko zany no hitako tao fa misy gasy nga ???
3. AndoRAL ( 24/12/2008 06:40)
kanefa misy ny mombamomba azy ao amin'ny namana kanefa teny malagasy ny fafana fenoina ao
4. Mirananirina ( 24/12/2008 13:18)
misaotra anao fa ny mpisoloko efa be,izaho izany moa dia mahazo foana hoe félicitation,vous avez gagné ........,nefa tsy misy akory.Tiany fotsiny ianao hijery ny site-ny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1704