Punch coco

1. gasytsara501 ( 19/12/2008 10:49)
Mangataka Punch coco daholo ny fianaviviana @ fety anefa tsy taidiko ny fanaovana anazy, tsy ary nanao fa nahita ny cousine-ko nanamboatra foana, misy recette @ site fa ilay izy mila asiana ronono tsy azoko satria ny tany mada juste : sucre, lait de coco + rhum foana.Izay foana koa moa no fitaovana nisy koa, tena tsy tadidiko ny fanaovana azy, ampio re fa tena tsy avelan'ireo mihitsy eh!!!!
2. vale ( 19/12/2008 15:44)
fa taoko misy amidy ko manin raha hividianana izy ! :lol:
....tena tsy mahay manao an'io koa aloh za!!! :P
3. diamondra27 ( 19/12/2008 21:18)
anontanio boubounezy fa izy mahay an'io tsara , anoraty izy de omeo anay ny re7 refa mahazo any enao

en attendant aloha de ty ataovy de lazao ra mety na tsia

ary tsy hanao samosa sy kaka pigeon sy nem ngah atao tsaky miaraka amin'io sa inona ny tsakinareo

http://passionculinaire.canalblog.com/archives/2006/12/25/3511606.html
4. diamondra27 ( 19/12/2008 21:26)
raha we ronono concentre ndray de ty hono atao e http://www.labonnecuisine.be/maurice_punch_coco.htm

fa ty ndray zany hafa kely http://chasta971.free.fr/cocktails-antillais/punch-au-lait.htm
5. zoara ( 21/12/2008 13:09)
1litre de rhum(ambré no fampiasako)
3 coco
25 cl de sucre de canne
raper les noix de coco(atao manify tsara)
atao anaty saladier lehibe
de abosaka ao anati'io lay rhum.
de fonosana @ film etirable.
avela hi macerer à temperature ambiante mandridra ny indray andro.lasa mivongana ny lait de coco raha atao au frais.
de avy eo tatavanina de fiazina tsara,@ torchon madio tsara.
ampidirina @ tavoahangy,de ampiana ny sirop de sucre de canne.
ahontsana tsara isaky ny hi servi anazy ,de a boire avec moderation.......
6. gasytsara501 ( 21/12/2008 18:46)
Coucou,
Misaotra betsaka aloha fa efa nanohatra zah de tena tsara eh, nataoko ilay vanille, noix de muscade, canelle,lait concentré tsy mitovy @ ilay fanaon'i cousine - ko tany Dago fa vita tsara ihany eh, misaotra betsaka @ fanampian'areo, nataoko 1l de rhum aloha éssai amiko aloha tafavoaka ilay izy fa @ noel io no andraman'ny fianakaviana de manamboatra pour 150 personne @ nouvel an, ouf!!! misaotr betsaka aloha eh, bonne fête ho atsika raha tsy tafaverina ato intsony fa sahirana mikarakara ato eh!!!!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2934