gasy lahy le malin,malin hoy ny pra

1. xxx ( 17/12/2008 13:23)
mba fantatrareo moa fa vo miresaka amin'ny gasy ny pra aty france defa mailo ry zareo,fa fetsy be ony ny gasy!! fa sady mahay miala no malin!!! mahazo anarana ny gasy mpilivre amin pra oe le j'ai oublie de le permis malgache, na mody milaza fa voan'ny tuberculose ry lerony sady mikoha2ka de tonga de avelany eo no eo,na le mody manao malefaka be refa anotaniana fa tsy otran'ny maizina!! TENA MARINA VE ZANY RY LERONY?
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:22
2. hana ( 17/12/2008 15:27)
Marina izany, anisan'ny antony maha-afaka ny gasy tsy manana taratasy matetika rehefa tratran'ny pôlisy. Nisy cas roa toy izao fantatro, olona roa samy hafa. Ny iray mpivavaka be tsy misaraka @ Baiboly mihitsy. Nosavain'ny pôlisy ny taratasiny, navoakany ilay Baiboly sady nanaovany teny malefaka be ilay pôlisy hoe : je n'ai que ça monsieur. Tsy hitan'ilay pôlisy izay atao dia nalefany fotsiny.
Ny iray indray, nosakanan'ny pôlisy hono izy raha nitondra fiara nanao livraison. Dia vao nijanona ilay fiara, tsy mbola nangataka n'inon'inona akory ilay pôlisy dia nitomany be ilay olona. Gaga be ireo pôlisy nanontany azy izay antony dia hoy izy hoe : malahelo an'i mamanay aho. Tezitra be ireo pôlisy dia nataony hoe lasa ialahy mandeha any fa tsy misy maninona an'ialahy akory eo.
Tsy haiko aloha na zavatra efa nomanina na bitsiky ny Fanahy Masina eh.
An'i Jehovah marina ny tany sy izay rehetra eo aminy.
3. heidi ( 17/12/2008 16:46)
mbola tsy te ho sarotiny ny polisy fa aiza izy rehefa tena hanao ny asany e! sao dia sodokoa ny hoe malin eo marina fa tsy vendrana ireo polisy ireo ka! :-P
4. kotobekibo ( 17/12/2008 21:55)
Ny koboko indray d ireo bandy tsy manana pap's , mody miakanjo milay b ( kravaty sy palitao ary kitapo kely ) d otran'ny hoe mpiasa birao ambony ery :-D

Ny gasy koa efa fantatry ry zareo fa tsy d mpanakorotana na mpangalatra , ny folaitra ataon'ny gasy d ny miasa maizina . Tsy dia mila vaniny loatra @ gasy ry lerony , tsy tahaka ny @ maizina na varatra .
Tsy midika izany fa raha tratrany tsy manana pap's élah d ho avelany foana an! sao falifaly eo d hiklandy ary ref tratra d hoe nofitahi-dry zareo @ serasera ao zà lé .
Ny control @ izao tena miakatra b . Gravy ! :{
5. vale ( 21/12/2008 23:50)
heidi:

mbola tsy te ho sarotiny ny polisy fa aiza izy rehefa tena hanao ny asany e! sao dia sodokoa ny hoe malin eo marina fa tsy vendrana ireo polisy ireo ka! :-P
tena marina izany, mbola sendra ny tsy nivaky loha izy izany, tsss, fisavàna carte orange fotsiny aza rehefa anona ireny efa mihaodihaody eny koa ny pra, vao misy tsy manana titre de transport dia efa avy koa izy manontany ny pap's ary tsy misy oe izao sy izao eeee, fa tonga dia miditra garde vue aloha farafahalikamatiny! hum! mitandrema ihany !:{
6. kotobekibo ( 22/12/2008 09:59)
Tandremo fa nanomboka t@ janvier 2007 d nasian'i Sarko lalàna vaovao ,
Par rapport @ isan'ny mponina ao @ ville iray , d tsy maintsy mahasambotra ol tsy misy pap's maro b arak'izay koa ny prà ao @ ilay ville .
Nisy ny tsy nahatody ilay fetra notadiaviny ary tena voa-antso tany aminy mihitsy ireo prefet sasantsasany .
Manenjika b tsy laitra ry lerony @ izao , control de routine tsy ankijanona , mitandrema tsara ihany klé . :-P
7. xxx ( 06/02/2009 13:22)
ny fika mbola mandaitra alou zao raha somary kelikely vatana de ny mikohaka sady miteny oe mbola manao traitement aho zao fa voan'ny tiberkilaozy ! fa zavatra tena atahorandry zalahy lozatany ny aretimifindra ,fa le bandy nanao anzay tratrany tonga de nalefany oe:allez cache-toi ,soignez-vous bien m'sie sady tsy nijery le taratasy ry zalahy fa nitady alcool nonataony , tsy hitondra anao amin auto police ny na any amin bureau ny zany mitsy izy ! raha vao zay cas zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6917