Frontières Suisse

1. Ralay ( 12/12/2008 13:38)
Nisokatra androany ny frontieres Suisse ka tafiditra ao anatin'ny espace shengen izany ny suisse manomboka izao. Marihiko anefa fa ny frontieres terrestres ihany no mbola misokatra fa ny aéroport dia mbola misy fisavana fa @ volana marsa 2009 vao tena hisokatra tanteraka.

Ataoko fa afaka hampiantrano ny RNS @izay ny gasy any Suisse @ manaraka satria ny fakàna visa no anisan'ny nanakana ny tsy nadraisan'ny Suisse izany.
Dia mazotoa mivezivezy daholo @izay.
:lol:
novalian'i Noue ny 12/12/2008 18:08
2. diamondra27 ( 12/12/2008 16:26)
ahan ho avy zahay fa ataovy milay fotsiny ny pro ry ralay a

de periode inona hono no tsara andehanana any suisse , noel sa printemps
le RNS ange ry ralay iarahana am be sy ny maro fa tsy serasera irery e

za zao mba tiako raha mba manao voyage organise quelque part ny namana serasera , mety hisy ve zany un jour
3. Ralay ( 12/12/2008 16:43)
diamondra27: Tsy miresaka serasera aho @ ilay RNS ka fa resaka atsipiko fotsiny io @izao fisokafan'ny frontières izao. :-P
Ny voyage organisé indray dia azonao atsipy eto @ forum ny resaka fa tout est possible tout est réalisable, yes we can :lol:
4. Samoana ( 12/12/2008 17:16)
Ralay:

yes we can :lol:



yes any cannes indray izany e :wink:
5. heidi ( 12/12/2008 17:30)
le RNS ange ry ralay iarahana am be sy ny maro fa tsy serasera irery e

toa efa nisy ka! sady mande RNS no misy fiaonana kely serasera sa????
6. Ralay ( 12/12/2008 17:50)
Samoana> Maninona moa dia misotro rano-na canne à sucre isika manafàna sady frizy izao ny andro :-P
7. Noue ( 12/12/2008 18:08)
dia misy sakafo koa zany satria la cane de jeanne est morte :-D :-D :-D :-D

vazivazy iny eee ! fa milay kosa aloha rehefa tsisy frontière tsony eee !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4108