odi-kohaka

1. fafahfy ( 09/12/2008 10:12)
salut!
mba misy afaka manome le recette refa rereka iny ve efa hitako tato le izy fa otran'y tsy hitako tsony zao nefa tena ilaiko le otran'ny odi-kohaka zay le izy fa tsy tadidiko tsara hoe ahona
merci beaucoup
2. fahamarinana ( 09/12/2008 11:19)
:arrow: nankaiza ary kapistra hamerina azy...tsy tsaroako tsony ry fafafhy ilay izy... (l)
3. karinah ( 09/12/2008 12:21)
Ity atao: mangalà atody roa dia alaivo ny jaunes, ary mamanà dobera tokony 1sotro, dia asio tantely tokony 1sotro lb, ary mikikisa sakamalaho izay zakanao dia afangarohy ao, asio poivre, dia asio ranom-boasarimankirana, izay! Raha kohaka tsy mety vaky aloha no tena idealy amin'io, fa mety ihany koa raha kohaka tsotra, dia 1soto lb, x3 isan'andro izany e!
Raha mitady calcium misimisy indray enao dia ity atao:
maka atody 2 foana, dia voasarimankirana mahadifotra azy, dia atao anaty vera ary saromana, tsy vakiana ny atody ah, fa izy bolongany iny no lomana le ranona voasarimankira,a; dia avelao hilona 3 na 4 jour mandram-pahalemy ny ankoran'ilay atody ho lasa poudre mihintsy, dia izay vao azo ampiasaina, dia mihinana an'io na 2x na 1fois /jour enao, calcium be mihintsy io!!!.... ;-)
4. fafahfy ( 09/12/2008 12:28)
misoatra fa le calcium mintsy no tena ilaiko
le mampody anina reny merci o
5. ainaheri ( 09/12/2008 12:33)
vale>> ngah tsisy tsotsotra fa kamo be za hikarakara ilay re7 hihihi
6. fafahfy ( 09/12/2008 12:57)
aza kamo2 zany e, misy ilay re-7 zay mintsy ko hoe tany fa tsy hitako ato tsony le izy fa tsotra ko an ! mety io lazain'y fahamarinana io mintsy le izy
7. fahamarinana ( 09/12/2008 14:01)
:arrow: loa ilay aza tsy hita ntsony kouh (l)
8. karinah ( 09/12/2008 17:02)
ainaheri:

vale>> ngah tsisy tsotsotra fa kamo be za hikarakara ilay re7 hihihi

ainaheri:

:-D :-D :-D :-D , le atody lomana ranona voasarimankirana io mora koooo, alona fotsiny anie dia miandry an'le izy halemy , miandry le akorany halemy dia afangaro tsara dia izay! :P
9. ikaretsaka ( 09/12/2008 20:00)
karinah:

Raha mitady calcium misimisy indray enao dia ity atao:
maka atody 2 foana, dia voasarimankirana mahadifotra azy, dia atao anaty vera ary saromana, tsy vakiana ny atody ah, fa izy bolongany iny no lomana le ranona voasarimankira,a; dia avelao hilona 3 na 4 jour mandram-pahalemy ny ankoran'ilay atody ho lasa poudre mihintsy, dia izay vao azo ampiasaina, dia mihinana an'io na 2x na 1fois /jour enao, calcium be mihintsy io!!!.... ;-)

ny tsiron'izany aloha de sa laisse a desirer a

10. fafahfy ( 10/12/2008 08:53)
ttsy hitako ato tsony mintsy hoe le izy fa efa nitady fona ko za
11. tslem ( 10/12/2008 09:20)
Torohevitra hafa mikasika ny oe ody kohaka koa ity ary tena tsara,indrindra raha manana zazakely ianao fa matetika mantsy ilay sakamalaho sy tantely tsy zakan'ny zazakely.

Alaina ny navet dia tetehina fisaka dia lomana @ siramamy dia avela eo elaela,rehefa hitanao fa mamoaka ranony toy sirop dia iny no ampisotroina ny zazakely toy ireny sirop eny @ Pcie ireny,eran'ny sotrokely,maraina-atoandro-hariva.
12. ainaheri ( 10/12/2008 10:49)
vale>> za kamo hikarakara an'zany fa ataovy d alaiko any ,fa za zao ao anatin'ny sery mitsy lol
13. vale ( 10/12/2008 17:09)
ikaretsaka:

karinah:

Raha mitady calcium misimisy indray enao dia ity atao:
maka atody 2 foana, dia voasarimankirana mahadifotra azy, dia atao anaty vera ary saromana, tsy vakiana ny atody ah, fa izy bolongany iny no lomana le ranona voasarimankira,a; dia avelao hilona 3 na 4 jour mandram-pahalemy ny ankoran'ilay atody ho lasa poudre mihintsy, dia izay vao azo ampiasaina, dia mihinana an'io na 2x na 1fois /jour enao, calcium be mihintsy io!!!.... ;-)

ny tsiron'izany aloha de sa laisse a desirer a





:-D :-D :-D :-D
14. karinah ( 10/12/2008 17:11)
Raha mitady calcium misimisy indray enao dia ity atao:
maka atody 2 foana, dia voasarimankirana mahadifotra azy, dia atao anaty vera ary saromana, tsy vakiana ny atody ah, fa izy bolongany iny no lomana le ranona voasarimankira,a; dia avelao hilona 3 na 4 jour mandram-pahalemy ny ankoran'ilay atody ho lasa poudre mihintsy, dia izay vao azo ampiasaina, dia mihinana an'io na 2x na 1fois /jour enao, calcium be mihintsy io!!!....

fafafhy: adinoko fa asiana tantely na siramamy ilay atody lomana miaraka amin'ny ranona voasarimankirana!! azafady e! :oops:
15. karinah ( 10/12/2008 17:13)
ainaheri:

vale>> za kamo hikarakara an'zany fa ataovy d alaiko any ,fa za zao ao anatin'ny sery mitsy lol



ainaheri: tongàva aza eeee! :wink:
16. ainaheri ( 10/12/2008 18:46)
vale>> d'efa karakarao ao zany an,antsoy za refa vita lay izy lol
17. ikaretsaka ( 10/12/2008 21:49)
io navets io koa no fataoko taloha rehefa le vo masil ririnina be tany Bira ireny fa mety
18. vale ( 11/12/2008 11:55)
ié, ny navets koa tena ody kohaka mahomby, sady toa calcium be koa, tetehana manify dia lomana siramamy, de le ranony iny sotroina 1 sotrobex3/j fa tena masaka mihintsy ny kohaka, dia afaka avy eo!
19. vale ( 11/12/2008 11:57)
ainaheri: azia hadino fotsiny mitondra chocolats rehefa mankaty amiko! :-P :-D :-D :-D :-D :wink:
20. fafahfy ( 12/12/2008 15:26)
le navet nataoko ho a'ny zanako faizy nikohaka be fe tena efficace be ; tsy haiko hoe inona marina ry reto no mahatonga izany fa isa-tapabolana zay zanako vavy zay mikohaka sy voan'ny sery fona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5625