mba ampio moa aho ry reto f a dia jerenareo fotsiny a!

1. amejah ( 04/12/2008 12:14)
Salut daoly!
Efa mba nangataka fanampiana aminareo zay mba mahafantra ny fomba fidiriana IASA AO QMM Ambatovy moramanga raha tsy diso aho,momban'ny ilménite fa tena mila miasa ny tenako sady zavatra tiako ny fitrandrahana moa azafady indrindra e!Dia mba mila namana toy anareo mba anampy sy anoro ny tokony atao.Fa inona moa no ilaina ny technology toy itony tsy ifaneraserana sy ifana mpiana e!

Misotra betsaka indrindra ry reto a!
Dia mba manantena valiny maha fa-po avy aminareo tsirairay avy e!

MERCI NGEZABE!
Eric :cry: :cry: :cry:
novalian'i anjaro ny 04/12/2008 13:58
2. anjaro ( 04/12/2008 13:58)
Ny ao Ambatovy aza anie toa hoe sahirankirana suiten' ny crise financière teo é! Misy site zay ry zareo dia ao daholo ny offre, saingy tsy taddiko fa mbola jereko raha mbola hita.
Ny QMM Fort Dauphin asa raha mbola mandray, tsy fantatro io....
Mahità soa é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719