Air Madagasikara

1. tana ( 03/12/2008 15:22)
Tena mampalahelo ny Malagasy taraiky aty Asie, nikatona ny aeroport bangkok noho ny ady politika, ny vahiny rehetra dia notadiavan ny kompaniany na ny fanjakany vahaolana hampodiana ny terataniny, ny antsika mba nantsoina ny Air Mad dia niala pa fa tsy maintsy miamdry ny hisokafan ny aeroport hono. Loza,
Izahay izao aty hong kong dia tsy misy fikarakarana
2. hana ( 03/12/2008 15:59)
angaha tsy afaka mangataka ho any Japon? Any au moins misy ambassade sady hafa kokoa ny fisainana noho ny ao Chine
Dia mahereza eh, mahatsiaro am-bavaka anareo fa "moa misy zava-mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va?" :-*
3. dahuily ( 03/12/2008 18:20)
Naheno vaovao aho omaly hoe ,efa nanao fifanarahana tamin'ny tompon'andraikitra any Bangkok ny mpitantana ao @ air mad ,na dia ny hampodiana ireo izay tavela any fotsiny aza , fa tsy mbola henoko kosa ny tohiny hoe nanao ahoana !
Fa na de izany aza mahereza fa misy mahatsiaro anareo foana
4. ainaheri ( 03/12/2008 18:55)
Efa niverina @ laoniny ka,miandry zay praiminisitra vao² ndray hono ry zareo ,fa ra vao tsy lanin'ny vavonony hono d ho avy ndray ry lerony hihi
5. dahuily ( 03/12/2008 18:58)
ainaheri:

Efa niverina @ laoniny ka,miandry zay praiminisitra vao² ndray hono ry zareo ,fa ra vao tsy lanin'ny vavonony hono d ho avy ndray ry lerony hihi



Tsar kosa izany indrindra ho an'ireo namantsika izay mitebiteby any an tanin'olona any
6. diamondra27 ( 12/12/2008 16:29)
mba gaigy tokoa izany a,
fa ny assurance voyage angaha tsy niantoka sa tsy manao izany moa ny gasy

de ra tsymanambola izany fa we juste ny budget de ahoana , ny tena any an-tanin'olona.

de ahoana raha lany any ny visa sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4836