glace

1. fafahfy ( 26/11/2008 15:23)
misotra ry reto @ le recette a !
za vo zao mintsy vo niditra t@ty serasera fa tena ok be le izy ; de mba saika hangtaka recette glace ze simple sady matsiro za raha azo atao , mampiasa fitaovana tsotra aty dago e ! merci beaucoup
novalian'i fafahfy ny 05/12/2008 16:51
2. hana ( 26/11/2008 15:29)
sokafy ny hafatra voaray fa nalefako any.
Fenoy hoe ny momba anao? :-*
3. fafahfy ( 26/11/2008 15:56)
misaotra namaly fafahfy
4. fahamarinana ( 26/11/2008 16:15)
:arrow: mampi-:-D koa nareo amin'ilay hoe fenoy ny" momba anao"... (l)
5. fafahfy ( 26/11/2008 16:18)
ka mba te hafantatra ahy izy ko :lol:
6. fafahfy ( 03/12/2008 15:03)
tena tsy nety le glace ry hana , tsy mety mivaigana le izy fa malemy fona gamba le fomba nanaovako azy no tsy nety e , la nampiasa cogelateur sy fourcette no nataoka a!
7. hana ( 03/12/2008 15:53)
salama ô
sao kosa diso natsora mihitsy ilay pâte? Tsy nanome proportions exactes aho tsinona satria tena tsy haiko.
Ary raha andramana avela elaela @ voalohany? Miankina @ habetsahan'ny préparation sy ny performance-n'ny congélateur koa tsinona ny vitesse de congélation. Mazava ho azy : zavatra mangatsiaka koa no ampidirina ao anaty congélateur.
Ny azoko antoka dia rehefa mi-givre iny ilay izy no mila vakiana ilay givre. Ny anay tany Dago, tao anaty bac à glace-n'ny frigo no natao dia tsy maintsy indray alina mihitsy (10heures eo) vao mety mi-givre satria koa 1 saladier kely no natao : be mpihinana eh hi hi hi.
Nefa koa tsy azo avela ela loatra fa raha vao lasa mafy be dia tsy mety vakiana intsony satria mi-décongèle ilay izy.
tandremo : ne jamais recongeler un produit décongelé
Raha tsy te hamerina ilay tsy nety teo dia andramo @ yaourt parfumé aloha : esory ny sarony dia atsofohy ao anaty congélateur, dia iny anaovana ilay expérience, mety mila afindra anaty bol plastika avy eo hahamora ny fanapotsipotserana azy
Mazotoa ary dia mazotoa homana eh
8. fafahfy ( 05/12/2008 16:51)
salut ! salama tsara
naka proportion na recette hafa t@net mintsy za nanao azy fa tsy haiko ze tsy nampivaingana ila izy e , efa nangatsiaka vo natsofoko congelateur ary efa tena diso ela lotra mintsy ary satriana navelako 2 jours tao, fa tsy nety asa mety nisy diso ve ny nanaovako azy zay no tsy haiko lotra , mety ho averiko ihany le izy ty week-end de misaotra @ toro-hevitra o
hana:

salama ô
sao kosa diso natsora mihitsy ilay pâte? Tsy nanome proportions exactes aho tsinona satria tena tsy haiko.
Ary raha andramana avela elaela @ voalohany? Miankina @ habetsahan'ny préparation sy ny performance-n'ny congélateur koa tsinona ny vitesse de congélation. Mazava ho azy : zavatra mangatsiaka koa no ampidirina ao anaty congélateur.
Ny azoko antoka dia rehefa mi-givre iny ilay izy no mila vakiana ilay givre. Ny anay tany Dago, tao anaty bac à glace-n'ny frigo no natao dia tsy maintsy indray alina mihitsy (10heures eo) vao mety mi-givre satria koa 1 saladier kely no natao : be mpihinana eh hi hi hi.
Nefa koa tsy azo avela ela loatra fa raha vao lasa mafy be dia tsy mety vakiana intsony satria mi-décongèle ilay izy.
tandremo : ne jamais recongeler un produit décongelé
Raha tsy te hamerina ilay tsy nety teo dia andramo @ yaourt parfumé aloha : esory ny sarony dia atsofohy ao anaty congélateur, dia iny anaovana ilay expérience, mety mila afindra anaty bol plastika avy eo hahamora ny fanapotsipotserana azy
Mazotoa ary dia mazotoa homana eh



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819