Modo akondro

1. Ratoa ( 26/11/2008 14:50)
Izaho ry ireto mba mitady recette - na mofo akondro sao ianareo mba afaka manoro hevitra ahy?
Efa ela aho mantsy no tsy nihinana ilay mofo akondro mivongady be iny ka manina ê;
tena hafa mantsy ny tsiron'iny sy ny tsiron'ilay tranchée.
Manao ihany aho, asiako farine de riz kely (1/3) anefa mbola mikaikina ihany . Tsy tiako izy iny aplatie sy mikentrona iny.
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:08
2. hana ( 26/11/2008 15:16)
Ataoko tombantombana fotsiny ny ahy fa miala tsiny raha tsy précise ilay recette. Mino aho nefa fa mety io satria io no ataoko.
farine 300g sy levure chimique mifanaraka aminy (1/2 sachet eo), siramamy 100g dia tampohana rano matimaty. Marihidrihitra toy ny pâte à crèpe. saronana lamba madio. Apetrako ora vitsy @ toerana tsy mangatsiaka (température ambiante), na eo akaikin'ny fatana mihitsy raha maika fa 1/2 eo kosa raha kely.
Avelako eo akaikin'ny fatana eo. Zaraina 6 ny akondro raha aty an-dafy (2dans le sens de la longueur dia 3 @ halavany). Arotsaka ao anaty paty dia lalorina tsara. Aza atao mahery loatra ny afo sao tsy masaka ny paty fa may ivelany fotsiny. Atao mahamay tsara ny menaka anaty friteuse na wok, na vilany saba raha manana, vao arotsaka tsirairay @ alalan'ny fourchette.
avadika in-1 mandeha.
Raha tsy mibontsina nefa tsy hadino ny lévure dia jereo sao : maika loatra t@ temps de pause, mangatsiaka loatra ny toerana nametrahana ilay paty, tsy mafana tsara ny menaka
Mazotoa homana eh, dia alefaso ny anjaran'ny namana miam miam miam
:-*
3. karinah ( 26/11/2008 16:14)
bjr,
hay ve tsy mety aminy ny farine de riz ee, za manko nanao mofo menakely tamin'ny farine de riz + lafarine tsotra fa nety tsara mhintsy dia noheveriko fa mety ihany koa amin'ny pâte-na mofo aknondro. zak koa aloha tsy mbola nanandrana eee, fa ny fanaonay tany m/car farine de maïs no afangaro amain'ny lafarina.
Andeha handramana io méthoden'i hanna io dia ho hita eo indray! mici bedebe! :-*
4. haritianah ( 28/11/2008 10:50)
farine+siramamy +atody+levure+ronono kely fotsiny, afangaro ireo dia asiana rano @ paompy arotsaka tsikelikely jusque mahazo patte ts marihitra ary koa ts matsora.
Avela ipetraka au moin 1h(arakaraky ny ipetrahany ela no mahampitombo tsara zy).Izay toerana ametrahanao azy ts maninona.Afaka saronana afaka ts saronana kou zé tinao.
Tapahana arakaraky ny halavany na ny hateviny izay tianao ny akondro dia asoka @ lé patte(tanana no tsara anaovana azy mba ts ho bé fanine be ilay izy) ny akondro dia endasina anaty vilany jobojobo atao bebe menaka ny vilany mba hapibontsina tsara ny mofo.
Aza atao bé loatra ny indray manendy mba hapibontsina tsara koa ny mofo, afaka mivadibadika zany iey ao anaty vilany anendasana azy.
Dia aza adino ny anjaranay ary an!
Dé nisy olona nanasa anay zay kou nanao mofo akondro dé refa vita iny lé pattedia norarahany labiera kely.
Fa manitra bé lé mofoakondroaveo, zà alou ts mbola annao fa efa nihianna io norarahana bierre kely io ny patte.
5. booboo ( 28/11/2008 14:04)
Karinah > alefaso chronopost ny anjarako refa manao menakely sy mofo akondro, dia asivo soratra hoe " extrêmement urgent ". hihihihihihihihi
6. Ratoa ( 29/11/2008 10:00)
Bjr sy misaotra

Androany aho vao hanandrana ka ho hitako eo . Miasa lavitra mantsy. Iay akondro entier no tiako fa hita eo ê
7. ainaheri ( 30/11/2008 11:57)
haritianah:

farine+siramamy +atody+levure+ronono kely fotsiny, afangaro ireo dia asiana rano @ paompy arotsaka tsikelikely jusque mahazo patte ts marihitra ary koa ts matsora.
Avela ipetraka au moin 1h(arakaraky ny ipetrahany ela no mahampitombo tsara zy).Izay toerana ametrahanao azy ts maninona.Afaka saronana afaka ts saronana kou zé tinao.
Tapahana arakaraky ny halavany na ny hateviny izay tianao ny akondro dia asoka @ lé patte(tanana no tsara anaovana azy mba ts ho bé fanine be ilay izy) ny akondro dia endasina anaty vilany jobojobo atao bebe menaka ny vilany mba hapibontsina tsara ny mofo.
Aza atao bé loatra ny indray manendy mba hapibontsina tsara koa ny mofo, afaka mivadibadika zany iey ao anaty vilany anendasana azy.
Dia aza adino ny anjaranay ary an!
Dé nisy olona nanasa anay zay kou nanao mofo akondro dé refa vita iny lé pattedia norarahany labiera kely.
Fa manitra bé lé mofoakondroaveo, zà alou ts mbola annao fa efa nihianna io norarahana bierre kely io ny patte.



Mba asio fatrany kosa nama f'aiza d bambaray fotsiny zao,fa fahenoana ilay oe;"rano @ paompy aza "efa mahalatsaka manokana :lol:


8. karinah ( 07/12/2008 04:08)
booboo:

Karinah > alefaso chronopost ny anjarako refa manao menakely sy mofo akondro, dia asivo soratra hoe " extrêmement urgent ". hihihihihihihihi
booboo:hihihi, alefako ny anjaran-njy fa aza matahotra!!!


:-D :-D :-D :miam: :D
9. karinah ( 07/12/2008 04:14)
fa fahenoana ilay oe;"rano @ paompy aza "efa mahalatsaka manokana
:-D :-D :-D :-D :-D ainaheri!!! ataovy badoit mihintsy ho aingana!!! :-D :-D
10. lemurbaby ( 24/01/2010 17:08)
Video Mofo Akondro
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/nbt3JKaEql8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3417