ravina radis

1. ni81 ( 20/11/2008 07:58)
Rehefa mividy radis dia matetika mbola miaraka @ raviny izy ireny. Asa ianareo raha efa nanandrana fa zà efa nanao vary amin'anana niaraka tamin'io, ary toa mitovitovy tsiro @ anantsonga ilay izy. Mba andramo ange e!
novalian'i fafahfy ny 26/11/2008 05:39
2. fahamarinana ( 20/11/2008 08:04)
:arrow: zà koa tsy manary fa manao vary amin'anana aminy fa kosa tsara sasana tsara sy alona maharitra fa mamasipasika be manko.Efa tratra aho taloha. (l)
3. tywa68 ( 20/11/2008 13:29)
Ny ahy indray d andrahoako miaraka @ henomby kely d atao dibadrò b ! :miam: :miam: (Fahamarinana : tena be fotaka marina aloha d mandreraka be mila sasàna tsara e)
4. tslem ( 21/11/2008 08:21)
Ary zah tsy nahay an'izany izay ela izay an, misaotra nampahafantatra e!
5. fahamarinana ( 21/11/2008 08:44)
:arrow: tsisy fisaorana akia,ny ahy ndray io fanaon'ny tywa io no andramako fa ny mety ho olana dia radis bottes 10 vao ampy anay....ho tantara hafa koa ny hinana ilay radis mba ahazoana ny raviny !! :-D (l)
6. ni81 ( 21/11/2008 08:48)
tsisy fisaorana akia,ny ahy ndray io fanaon'ny tywa io no andramako fa ny mety ho olana dia radis bottes 10 vao ampy anay....ho tantara hafa koa ny hinana ilay radis mba ahazoana ny raviny !!
raha maromaro an-trano dia aleo tonga dia mividy anana hafa zany raha te hanao dibadro ! :)
7. tslem ( 21/11/2008 08:48)
Dia raha izany ndray dia tonga d tetehina avy eo ilay radis dia avy d congelé-na dia ampiasaina @ manaraka refa misy ilàna azy,sa tsy mety izay? izay zao no mba eriteritro am zany ka asa na hevitra an-taingina na tsia :-D
8. fahamarinana ( 21/11/2008 09:19)
:arrow: marina akia raha tsy ho elastique raha izany congelé zany... :lol: (l)
9. tywa68 ( 21/11/2008 14:50)
Tslem : hevitra hafakely indray iny :lol:
Ilay surgelés-na aloha tsy mbola nataoko, fa mety tsy hikarepoka intsony ilay izy fa matin'ilay hatsiaka e ... ilay blette koa azo hiafiana ihany akoatran'ilay épinards en branches e :wink:

Fahamarinana : :lol:
10. ni81 ( 21/11/2008 17:21)
Tena tsy hikarepoka tsony tokoa ilay radis raha congelé
11. tslem ( 22/11/2008 08:54)
Hihihi, ka izany anie ry zareo no ilazàko oe mety hevitra an-taingina e, tena lasa lozitra marina fa tsy mikarepoka raha tena eritreretina an :lol:
12. baw ( 22/11/2008 18:20)
inn zany dibadro ry zareo? somary fazéfazé (avadio) mantsy za :°)
13. ni81 ( 22/11/2008 18:32)
inn zany dibadro ry zareo? somary fazéfazé (avadio) mantsy za
be rony akia ry fazéfazé a :-D :-D
14. baw ( 22/11/2008 18:41)
misaotra kia ni81 a! afaka matory tsara rahalina fa nahalala zvt anakiray indray ny fazéfazé :-D :-D
15. ni81 ( 22/11/2008 18:44)
misaotra kia ni81 a! afaka matory tsara rahalina fa nahalala zvt anakiray indray ny fazéfazé
de rien ary dia bonne nuit e :lol:
16. heidi ( 22/11/2008 19:40)
zàkouzao, vao nividy teo fa toa efa malazolazo lay raviny domazy! :?
17. baw ( 22/11/2008 19:50)
tondrao rano retsy a, hihihi
18. ni81 ( 22/11/2008 19:54)
zàkouzao, vao nividy teo fa toa efa malazolazo lay raviny domazy!
ka raha tsy mbola lasa mavobe izy fa malazolazo fotsiny tsy olana e! Anana maina aza mbola mety, ireny anaty sachet avy any dago ireny
19. heidi ( 22/11/2008 20:03)
ka na izany aza bote na radis iray lay izy , io ve ky raha endasina tsy ho fitsaka kely , eny e! atao anaty vary amin'anana izy tsy mifitsaka fa ilay endasina aloha lay ravina iny no mampifitsaka azy raha tsy hoie vary amin'anana une portion :-P
20. ni81 ( 22/11/2008 20:11)
ka na izany aza bote na radis iray lay izy , io ve ky raha endasina tsy ho fitsaka kely , eny e! atao anaty vary amin'anana izy tsy mifitsaka fa ilay endasina aloha lay ravina iny no mampifitsaka azy raha tsy hoie vary amin'anana une portion
ka nenà io nanaovako vary @ anana io ange iray koa e! raha ho an'ny maromaro toa an'i fahama tsy ampy raha tsy 10 :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2424