kaly atoandro sy hariva

1. dera82 ( 10/11/2008 21:06)
Fa maninona ny vazaha no tsy mikory taolana?
novalian'i Samoana ny 10/12/2008 16:52
2. ni81 ( 10/11/2008 21:15)
Ka ny nofony aza tsy laniny koa! :-D :-D
3. vale ( 10/11/2008 21:15)
ka mankarary r'sé le izy a, any anaty taolana any dol no mipetraka ny tsindrona atao hampangeza le biby kooo...
4. Alaina ( 10/11/2008 21:27)
ko raha tsy toto izy ko. Ny bildog no tena jamban-reny
5. ni81 ( 10/11/2008 21:33)
ko raha tsy toto izy ko. Ny bildog no tena jamban-reny
:-D :-D :-D
6. ssendra ( 11/11/2008 00:05)
Alaina:

ko raha tsy toto izy ko. Ny bildog no tena jamban-reny




:-D :-D :-D
7. vale ( 11/11/2008 01:50)
:-D :-D :-D :-D
8. majakely ( 11/11/2008 08:35)
satri samy manana ny fahazarany e.ny vazaha tsy zatra mikiky taolana toa ny malagasy hatramin'ny nahakely , satri ny malagasy na tsy laniny aza ny ao ambiliany mikarepoa iny taolan-kena iny fona izy!!hihihi raha tsy hoe any am restaurant angamba?
9. Noue ( 11/11/2008 08:46)
dera82:

Fa maninona ny vazaha no tsy mikory taolana?
sady ny hena amidy tsisy taolana zany eeee ! ny akoho no misy nefa na izany aza mbola escalope iany no be mividy aaaaa


10. ikaretsaka ( 11/11/2008 20:07)
Alaina:

ko raha tsy toto izy ko. Ny bildog no tena jamban-reny



ny bildog tsy mikoro taolana izany..
hita mihitsy heo tsary mpiompy alika
11. tslem ( 12/11/2008 09:05)
Alaina:

ko raha tsy toto izy ko. Ny bildog no tena jamban-reny




ka na ny alika aza ny an-dry zareo toa efa misy an'ilay sakafo amidy special ireny eny an-tsena koh, tsy mba ohatry ny antsika gasy oe izay hanintsika ihany no haniny
12. kelly13 ( 12/11/2008 14:16)
bof
13. fahamarinana ( 12/11/2008 15:34)
:arrow: :-D bof ahoana akia keliterezy a... (l)
14. tslem ( 12/11/2008 16:14)
inn ndray tokoa aza ity bof-n'i keliterezy ity :-D :-D :-D
15. fahamarinana ( 12/11/2008 16:28)
:arrow: manao crise angamba io ao ... :-D (l)
16. ikaretsaka ( 12/11/2008 17:16)
kelly13:

bof



ko aty aminay izy no milaza alika kosa ve ry terezy .... normal :°)
17. fahamarinana ( 12/11/2008 17:41)
:arrow: :-D hay tokoa moa ika mpiompy alika.. :wink: (l)
18. vale ( 13/11/2008 16:54)
Noue:

dera82:

Fa maninona ny vazaha no tsy mikory taolana?
sady ny hena amidy tsisy taolana zany eeee ! ny akoho no misy nefa na izany aza mbola escalope iany no be mividy aaaaa





misy taolana r'sé ny entrecôte sy ny côte de porc aaa, ny pilonss etc....
:-D :-D
19. ni81 ( 13/11/2008 17:04)
misy taolana r'sé ny entrecôte sy ny côte de porc aaa, ny pilonss etc....
:lol: taolam-pifika ve?
20. haritianah ( 13/11/2008 20:58)
raha any anaty taolana ny tsirony zavatra rehetra ts efa niala tao vé lé tsiro satria nandrahoina ny sakafo donc efa nitsoaka tao.Efa niha natsatso lé taolana
Ts fahazarana angamba no fiheverako azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1257