Sakafo krismasy sy taom-baovao !!!

1. Rafotsy ( 07/11/2008 16:06)
Manao ahoana daholo indray !
Tsy ho ela dia ho tonga indray ny fety !
Zah no mandray ny fianakaviana @ ity raiky ity !
Tiako hatao sakafo gasy ny plat de resistance ! Vorontsiloza sy henakisoa no tiako hatao aloha hatramin'izao ! Olona 35 eo izahay , ka firy ny vorona ilaina ary firy kilo ny henakisoa ! Zah manko tena very rehefa mihotra ny 10 ny olona hanaovana sakafo ! Raha misy afaka manome recette ilay tena gasy matsiro iny dia mba tena faly zah ! Inona no miaraka amin'io plat io : lasary carottes sa voatabia sa inona ?
Dia miandry anareo ary dia misaotra mialoha e ! :-* :-*

Raha misy plat hafa hitanareo fa tsara koa ka tena gasy dia mandray zah ary mba hatoroy ny fahandro azy e ! Misaotra e !
2. Noue ( 07/11/2008 20:08)
Rafotsy:

Olona 35 eo izahay , ka firy ny vorona ilaina ary firy kilo ny henakisoa ! Zah manko tena very rehefa mihotra ny 10 ny olona hanaovana sakafo ! Raha misy afaka manome recette ilay tena gasy matsiro iny dia mba tena faly zah ! Inona no miaraka amin'io plat io : lasary carottes sa voatabia sa inona ?
Dia miandry anareo ary dia misaotra mialoha e ! :-* :-*
tena tsy aiko kosa aloha oe firy ny isan'vorona na firy kilao ny henakisoa aaaa ! fa jerevo kely aloha ity sao dia misy mahasoa anao aaaaa

http://www.diakadi.com/afriqueaustrale/Pays/madagascar/recettesmadagascar.htm
http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm

3. diamondra27 ( 08/11/2008 17:40)
ahoana kay ny fanaovanareo kitoza aty ampita, inona ny morceau hena ilaina
4. ikaretsaka ( 08/11/2008 19:35)
filet mignon dia asaly eo akaikin'ny cheminee misy kitay ana hickory! hmmmm
5. fasaly ( 09/11/2008 10:31)
ka io arakaraka ny haben'ilay vorona ho vidina, raha ireny vorona mahia ireny dia atao maro maro ihany fa kely ny hena misy ilay vorotsiloza tena goavana be ireny raha aty ivelany io an! dia telo ve tsy ho ampy raha misy entré sy dessert izany aza mbola miampy henakisoa :°)
ny ahy aloha dia tsy haiko hatramzao ....mety hi komandy any am traiteur raha manahirana..... :-P

Raha misy plat hafa hitanareo fa tsara koa ka tena gasy dia mandray zah ary mba hatoroy ny fahandro azy e ! Misaotra e !


ka io vorotsiloza io no plat gasy any amtsika refa fety faran'ny taona koa! na ny aty ivelany koa aza dia io dool ny ataony refa noel :-P
fa hafa ihany ny nahandro gas miaraka am vary
6. diamondra27 ( 09/11/2008 12:51)
ikaretsaka:

filet mignon dia asaly eo akaikin'ny cheminee misy kitay ana hickory! hmmmm



inona ny dikan'io ana hickory

ka raha tsy manan cheminee de ahoana sa azo atao anaty four na ambony chauffage

7. sipagasy ( 09/11/2008 15:47)
Diam's ny ahy akia ny fanaoko ann, dia ilay hena malemy be fanao fondu iny no alaiko dia tetehiko lava² (kitoza) dia ahantoko ann, rehefa main'andro iny, (été) dia homana azy rehefa (hiver) iny e! , na koa afaka asalisalinjiko eo ambonin'ny cuisinière eo izy anie dia efa mety e! mila manao systemD injy aloha satria dia avela ho maina eo ilay izy,

mazotoa homana e!!!


euuhh miala tsiny @dRafotsy fa nivaona kely ilay resaka.
8. arialy ( 16/11/2008 10:32)
rafotsy
9. Rafotsy ( 16/11/2008 10:55)
Misaotra an'i Noue sy arialy !

Ary manaiky ny fialantsinin'i sipagasy !

Bon dimanche daholo e !
10. Rafotsy ( 16/11/2008 11:17)
Miala tsiny fa adinoka , misaotra an'i fasaly koa e ! :-* :-*
11. ikaretsaka ( 16/11/2008 18:01)
diamondra27:

[quote=ikaretsaka]

inona ny dikan'io ana hickory

ka raha tsy manan cheminee de ahoana sa azo atao anaty four na ambony chauffage




karazana hazo fatao kitay aty aminay kay io hickory io fa any aminareo tsisy manim-pofona izay
tsy haiko indrauy raha tsy manana cheminee aloha fa tsy mbola nanandrana fika hafa aho
kay moa any aminareo tsy dia mangatsiaka nohon'ny aty dia zakan'ny gaz ny chauffage
le setroka ange no tena ilaina rehefa manasaly kitoza e.. izya no maha fumee azy!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3178